FANIRAHANA MPIASA 2017 .

« Koa aza menatra  ny ho vavolombelon’ny Tompontsika…hianareo no fahazavan’izao tontolo izao » 2 Tim 1.8a ; Mat 5.14a FANASANA Ny Foibe FJKM…

AFIFAB/ 35 Taona

FANASANA  Fifaliana  ho an’ny FOIBE FJKM  , ny Sekretaria Jeneraly  ary ny Komitin’ny AFIFAB, ny manasa  anao  amin’ny Fanompoampivavahana  fankalazana  an’…

Manjo

« Sambatra ny maty  dia izay maty  ao amin’ny Tompo hatramin’izao «  Apo 14.13b Nodimandry Ramatoa RAVAOARIVELO Aimée Lalao , Loholona…