Hafatry ny filoha / Antso avo II .
“Ry Andriamanitra velona ô, havaozy sy ovay izahay”!. 2-Manao antso avo izahay mba hanova fomba fisaina sy fomba fiaina…
“Ry Andriamanitra velona ô, havaozy sy ovay izahay”!. 2-Manao antso avo izahay mba hanova fomba fisaina sy fomba fiaina…
FIOFANANA Fampahefana ny vehivavy Mpitandrina Prix Sylvia Michel 14-17 Septambra 2017 Tabita Ampandrana Alakamisy 14 Septambra 2017 –Ny vehivavy…
LOVANAVELA AMBODIHADY VAOVAO (SP 10) FANASANA Asaina isika mpianakavin’ny finoana , indrindra ny Fianakaviamben’ny Sekoly FJKM ho tonga amin’ny Fanompoampivavahana…
SAMPANASA FITORIANA NY FILAZANTSARA Fiangonana ho an’ny isan-tanàna Filazantsara ho an’isam-batan’olona Alahadin’ny AFF 2017. 10 Septambra 2017 Fiarahabana Apostolika Fiderana …
FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA Oniversity Ravelojaona « Hataon’i Jehovah ho lohany hianao, fa tsy ho rambony » (Deot 28.13) SALON…
ANTSO AVO (I) Manao antso avo izahay mba hanova ny fomba fisaina sy fomba fiasa isika ka hanao ho zava-dehibe…
Ho anareo mpitendry zavamaneno sy mpikirakira zavamaneno eo anivon’ny FJKM . Asaina ianareo ho tonga amin’ny Fihaonambe natokana ho…
FANASANA « ary aoka isika hifampandinika hampandroso ny finoana sy ny asa tsara . Fa Jobily izany ka ho masina…
Tatitra fiofanana Notanterahina ny 24 -25 Aogositra 2017 , teny amin’ny CFD Ampandrana ny fiofanan’ ireo Talen-tsekoly miisa 13 ,…
MANDRESY FIJALIANA NY VAVOLOMBELON’ NY TOMPO” 20 Aogositra 2017 Fiarahabana Apostolika:…