Perikopa Oktobra 2017 .
FAMAHAVAHANA Ny Filazantsara voalahatra amin’ny Alahady faharoa sy fahatelo amin’ity volana oktobra ity no raisintsika ho enti-mifanampy amin’ny famakiana ny…
FAMAHAVAHANA Ny Filazantsara voalahatra amin’ny Alahady faharoa sy fahatelo amin’ity volana oktobra ity no raisintsika ho enti-mifanampy amin’ny famakiana ny…
Fihaonamben’ny Mpitendry sy Mpikirakira zava-maneno. Tanteraka soa aman-tsara ny fihaonamben’ny Mpitendry sy mpikirakira zava-maneno tamin’ny 13 ka hatramin’ny faha 15…
Ny fandaminana ny raharaha sarotra ao amin’ny Fiangonana. Hoy ny Ntaolo hoe: “ny tanàna tsy ilaozan’adala” dia toy izany ihany…
FIHAONAMBE 2017 Ambatolampy 29 – 31 Aogositra 2017 Rehefa nahavita ny fihaonambeny ny ankabeazan’ireo Sampana velona eo anivon’ny sahan’ny FJKM,…
Tahaka izay nataon’ny Mpitandrina rehetra tany Antsiranana ny volana aogositra 2017 lasa teo, dia nisokatra tany Frantsa ihany koa ny…
Komity Fanorenana ny Tsangambaton’ny Maritiora (KFTM) Nankalazaina tany Antseranana ny faha-180 taona namonoana ireo Maritiora . Isan-taona dia misy ny…
FJKM VAVAHADIN’NY LANITRA VOHIPARARA Fiangonan’Andriamanitra ve io ivavahanao io? Androm-pifaliana sy firavoravoana ka nisaorana an’Andriamanitra ny Alahady 27 Aogositra 2017…
Hankalaza ny Jobily faha 150 taonany ( 1869 – 2019) Holazaina fohy ny tantaran’ ny fiangonana: Havoana eo avaratra atsinanan’ny…
FIHAONAMBE NASIONALY Sampana Tanora Kristiana FJKM (1 – 6 Aogositra 2017) Tao an-tampon- tanànan’i Mahajanga no nanatanterahina ny FIHAONAMBE Nasionaly…
Mpiofana miisa 92 mianadahy no navoaka tamin’ny fomba ofisialy teny amin’ny FJKM Andrainarivo Fahasoavana ny Alahady 17 Septambra tolakandro lasa…