CWM / 40 Taona
-Ny Filoha sy ny Birao Foibe FJKM-Ny Vaomieran’ny Irakadia faly manasa anareo hiombona amin’ny Fanompoampivavahana ho fankalazana an’ Andriamanitra noho…
-Ny Filoha sy ny Birao Foibe FJKM-Ny Vaomieran’ny Irakadia faly manasa anareo hiombona amin’ny Fanompoampivavahana ho fankalazana an’ Andriamanitra noho…
Vontosy Filazantara ny Nosy Madagasikara SP MATSIATRASOA – 13, 14, 15 Oktobra 2017- SAHAMBAVY Tanteraka sy niainana izany teny faneva…
Miandry ny Tompo ny vavolombelona mino Ny Perikopa voalahatra amin’ny Alahady roa farany, volana Novambra 2017 mialohan’ny hidiran’ny Fiangonana amin’ny…
Ho fanohanana ny Oniversity FJKM Ravelojaona, dia fifaliana ho an’ny Foibe FJKM ny manasa antsika hiatrika ny rindran-kira lehibe, izay…
ANDAO HAMBOLY HAZO ISIKA FJKM ! Toerana : MAHEREZA , 12 Km miala eo amin’ny tsenan’ Alakamisy Fenoarivo miankavanana ;Daty : …
FANDAHARAM-POTOANA Fanokafana ny Jobily: Alahady 19 Novambra 2017, manomboka amin’ ny 8 ora maraina:Fanompoampivavahana tarihin’ny Foibe FJKM, SPAA 11Fitsofandrano…
Alahady telo nisesy niatrika fotoan-dehibe hatrany Fotoan-dehibe manokana tao anaty Alahady telo nisesy no natrehin’ireo kristiana ao amin’ny Fitandremana Andavamamba…
Gazety TARATRY NY FAMONJENA Manamarika ny faha 40 taona nijoroany 1977 – 2017, feno 40 taona ankehitriny ny Gazetim-piangonana TARATRY…
FAMPIOFANANA –AMBALAVAO TSIENIMPARIHY SP MATSIATRASOA Anjaran’ny synodamparitany Matsiatrasoa sy Ambalavao Tsienimparihy indray izao no misitraka ny fampiofanana momba…
MIVOATRA HAINGANA Efa mivoatra haingana tokoa ny momba ny baolina kitra ankehitriny. Sehatra ifandrombahana mba hitoriana ny fivavahana arahin’ny mpilalao…