Ireo Misionera sy ny fanambadiany.
HANAMBADY INGAHY MISIONERA LMS Ireo Misionera LMS izay nirahina eran-tany, dia nandalo avokoa izany lalan’ny fanambadiana izany. Nanana izay…
HANAMBADY INGAHY MISIONERA LMS Ireo Misionera LMS izay nirahina eran-tany, dia nandalo avokoa izany lalan’ny fanambadiana izany. Nanana izay…
Fanomanana Masera FJKM sy ny tsara ho fantatra Isan’izay nahazoana akony tamin’ny mpamaky ny fanehoana ny lohahevitra farany…
SP Antananarivo AtsinananaNiatrika fiofanana faharoa ny SAFIF Tontosa soa aman-tsara ny fiofanana faharoa ho an’ny SAFIF Synodamparitany Antananarivo Atsinanana ny …
RADIMISAON Andriamasinjara Jonah, Mpitandrina JOBILY FAHA 25 T MAHA MPITANDRINA ( 1992 – 2017) Notanterahina tao amin’ny FJKM RASALAMA MARITIORA…
FJKM RASALAMA MARITIORA AMBOHIPOTSYMiaina ny taon-jobily faha-150 taona Miditra ao anatin’ny fankalazana ny faha-150 taona ny fiangonana ankehitriny ireo kristiana…
Hafatry ny Filoha / Antso avo fahafito 7-Manao antso avo izahay mba hanova fomba fisaina sy fomba fiasa isika ka, eo…
Aoka hirehitra ny jironareo » Lio.12:35 Misaotra ny Tompo isika satria navelany nanao ny asany ary ankehitriny dia mbola hanankinany andraikitra…
Fandaharana 26 Novambra 2017 . Alahadin’ny KPMS Miandry ny Tompo ny vavolombelona mino Feon-javamaneno fidiranaFiarahabana Apostolika Fiderana an’ Andriamanitra :Salamo 117Hira fanampinyVavaka…
« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » II Tim 1:8a « Araka izay efa nataonareo tamin’ny anankiray amin’ireto rahalahiko kely indrindra…
FFKM miray hatrany ifotony Antsirabe 22-26 Novambra 2017 . « Ary ireo rehetra momba ny tena ireo , na dia maro…