• FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Synodamparitany
      • Adiresy Samihafa
      • Vaovao Farany
    • Sampana & Sampan’asa
      • Sampana
      • Sampan’asa
      • Asa
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Mofon’aina
  • Perikopa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Niaintsoa

Sekoly FJKM/ Fanabeazana mampiaty

FANOLORANA FANOMEZANA  Fanolorana fitaovana ho an’ireo ankizy sy sekoly mampihatra ny Fanabeazana mampiaty ato amin’ny FJKM, tanterahin’ny « Tetikasa Mahay « sy ny…

Fampianarana, Vaovao farany

AFIFAB / Pylône Radio Fahazavana

FANASANA  Fifaliana ho an’ny FOIBE FJKM , ny Sekretera Jeneraly, ny AFIFAB ny manasa  antsika amin’ny Fanompoampivavahana ho fisaorana an’…

Asa, Fiainan'ny kristiana, Fifandraisana, Vaovao farany

Jobily volafotsy/ Raharimalalatiana Lydia , Mpit

Synodamparitany Antananarivo Atsimo Aumônerie Protestante CHU Fenoarivo « Fa asany isika  , voaforona  tao  amin’i Kristy Jesoa mba hanao  asa tsara …

Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Vaovao farany

PS-SP 12 / 10 T

FANASANA  -Ny Foibe  FJKM -Ny Synodamparitany  Antananarivo Atsinanana -Ny Komitin’ny fankalazana dia faly  manasa  anareo  hiara-hidera sy hanome voninahitra  an’…

Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Vaovao farany

Oniversity Ravelojaona / Fidirana

  ONIVERSITY FJKM RAVELOJAONA, nahazo fankatoavana tamin’ny fanjakana. Hisokatra ny volana Janoary 2018, ny taom-pianarana, izay ahitana ireto taranja ireto:…

Vaovao farany

Aumônerie FJKM / Hafatra Fihaonambe 2017 .

               ‘‘Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » II Tim 1: 8a            “ Araka…

Asa, Vaovao farany

FLM / 150 t sy 500 t …

FANASANA faha- 500Taonan’ny Reformasiona sy 150 Taona FLM Fankalazana an’  Andriamanitra noho ny faha- 500 taonan’ny REFORMASIONA sy ny faha-…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany, Vondrom-piangonana anatiny

Sekoly Alahady / Fandaharana iombonana 2017.

« Vavolombelon’ny fitiavany ny  Tompo » Fiarahabana  ApostolikaFANATREHANA AN’ ANDRIAMANITRA Fiderana sy fankalazanaSal 95.1-5Hira 788.1,2Sitrapon’ Andriamanitra : Jao 15.9-10Hira 530 .3Vavaka  fifonana  sy…

Sampana, Vaovao farany

SEFALA / Alahady iombonana Des 2017.

FANDAHARANA : Litorjia endriny faharoa  Alahady 31 Desambra 2017 « Vavolombelon’ny fitiavany ny Tompo » Fidirana : Feon-java-maneno na Hiran’ny Antoko Mpihira Fiarahabana Apostolika : I…

Asa, Vaovao farany

FIFA / Jobily fisotroandronono

FANASANA  « Fa ny fahasoavan’ Andriamanitra  no naha-toy izao ahy… fa ny fahasoavan’ Andriamanitra  no niara- niasa tamiko  » 1 Kor…

Sampan'asa, Tahiry, Vaovao farany
  • 1
  • …
  • 119
  • 120
  • 121
  • 122
  • 123
  • …
  • 152
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • HAFATRA ALAHADIN’NY SAF/FJKM 2026
    Alakamisy, faha 05 Martsa 2026
  • EZAKA TOLO-TANANA
    Alatsinainy, faha 23 Febroary 2026
  • Fanamarihana ny ANDRON’NY VEHIVAVY 2026
    Talata, faha 17 Febroary 2026
  • FANDAMINANA AMIN’NY EZAKA TOLOTANANA
    Zoma, faha 13 Febroary 2026
  • FANOMPOAM-PIVAVAHANA : 18 Janoary 2026
    Alatsinainy, faha 02 Febroary 2026
  • Fanokafana ny Fambolen-Kazo FJKM – Taona 2026
    Alahady, faha 01 Febroary 2026
  • Foibe FJKM : Hiatrika ny taom-piasana 2026
    Talata, faha 06 Janoary 2026
  • Synodamparitany Vato Fehizoro Ampitandranomasina (37)
    Alatsinainy, faha 01 Desambra 2025
  • Fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-40 taona maha Mpitandrina an’Andriamatoa RASENDRAHASINA Lala Haja mivady – Filohan’ny FJKM teo aloha
    Talata, faha 18 Novambra 2025
  • Mpiandraikitra Foibe
    Alakamisy, faha 16 Oktobra 2025
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.