Mofonaina Janoary 2018.
Manapaka amin’ny fahefany ny Tompo 01 Gen 28.10-17 02 Mar 4.35-41 03 Apo 11.15-19 04 Sal 24.1-10 05 Efes 1.15-23…
Manapaka amin’ny fahefany ny Tompo 01 Gen 28.10-17 02 Mar 4.35-41 03 Apo 11.15-19 04 Sal 24.1-10 05 Efes 1.15-23…
FANDAMINANA SAMIHAFA Toy ny fanao isan-taona raha sitrapon’Andriamanitra dia ho tanterahina eo amin’ny Kianjaben’ny Mahamasina ny fanompoam-pivavahana ho fitondrana am-bavaka…
…Ho fanitsiana izay diso . Gaga ihany izahay raha nahita ny lohahevitra tamin’ny Gazety mpiseho isan’andro iray, andro maromaro lasa…
Nodimandry teo amin’ny faha-79 Taonany Ramatoa Bodo RAMAMBASOA Florentine (Mama Bodo ) Ny Alatsinainy 11 Desambra 2017 maraina . Holazaina…
FILAZANA Ilazana ianao mpamaky, fa ny laharana 873 no farany amin’ny gazety Marturia Vavolombelona amin’ity taona 2017 ity. Ny Alakamisy…
SEKOLY FANOMANANA LAIKA FOIBE (SEFALA)Ho aminao ny fiadanan’ny Tompo! Manentana antsika mba hahatsiaro ny Alahadin’ny SEFALA amin’ny Alahady 31 Desambra…
Vavolombelon’ny fitiavany ny Tompo. Ny perikopa amin’ny Alahady faha 17 sy 24 desambra 2017 no atolotra eto. Amin’izany dia tsy…
SAMPANA FIFOHAZANA FOIBE FJKM Notokanana ny Rihan’ny Trano Tsangambaton’ny faha-35 taona Notontosaina ny Alakamisy 30 Novambra lasa teo ny Rihan’ny…
HAFATRA KRISMASY « …fa tsy nisy nitoerany tao an-tranom-bahiny » (Lio.2.7)Ny Krismasinao,enga anie ho andro vao;tsy ho fety ivelambelanyka ny hany…
Hoy ny voasoratra ao amin’ny Hebreo 3, 13 : «fa mifananara isan’andro, raha mbola atao hoe « Anio »; fandrao hisy aminareo ho…