Aumônerie / Famaranana faha- 10T
Famaranana ny faha 10 taonan’ny Aumônerie Foibe FJKM Ampitomboina ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray…
Famaranana ny faha 10 taonan’ny Aumônerie Foibe FJKM Ampitomboina ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray…
Araka ny Foto-dàlanan’ny FJKM, and. 34, ny Filohan’ny FJKM dia sady Filohan’ny Mpiandraikitra Foibe no Filohan’ny FJKM. Tsiahivina fa ny…
« Aoka hirehitra ny jironareo » Lio.12:35 Misaotra an’Andriamanitra lehibe isika fa tanteraka soamantsara ny fotoana tetsy Mahamasina ny Alahady 21 Jan.2018…
Nodimandry teo amin’ny faha-83 taonany RAFRANSOA Maxime Victory , Mpitandrina Ny Alatsinainy 29 Janoary 2018 tao Antananarivo Hoy ny vadiny :…
Fanamboarana ny pylône ho fanatsarana ny fampitana ny feo Isaorantsika ny Tompo fa mizotra soa aman-tsara ny asa fanamboarana ny…
« Mitsangàna , mihazavà fa tonga ny fahazavanao » (Isa 60.1a) FANASANA Asaina am-pitiavana isika vahoakan’ Andriamanitra ho tonga amin’ny Fanompoampivavahana fankalazana an’…
Mankalaza an’Andriamanitra noho ny faha 150 taona (1868- 2018) Tontosa ny Alahady 14 Janoary 2018 lasa teo ny fanokafana ny…
DEPARTEMANTAN’NY SEKOLY FJKM Misokatra amin’ny fomba ôfisialy ny taom-pianarana 2017-2018 Ny marainan’ny Zoma 19 Janoary 2018 no nanokafana tamin’ny fomba…
Tontosa soamatsara ny Alahady 21 Janoary 2018 , nanomboka tamin’ny 10 ora sy sasany maraina teo amin’ny Kianjaben’Imahamasina ny…
AZO TANTANINA NY STRESS ! Ny Stress dia adikan’ ny Malagasy hoe « Raritsaina ». Rehefa misy fanerena (contraintes) mahazo ny vatana,…