Jobily 50T sy 200T …
KOMITIN’NY JOBILY FAHA-50 TAONAN’NY FJKM Izao taon-jobily izao dia taom-panafahana Nampahatsiahy ny tantaran’ny FJKM ny Komitin’ny Jobily faha-50 taonan’ny FJKM…
KOMITIN’NY JOBILY FAHA-50 TAONAN’NY FJKM Izao taon-jobily izao dia taom-panafahana Nampahatsiahy ny tantaran’ny FJKM ny Komitin’ny Jobily faha-50 taonan’ny FJKM…
Vontosy Filazantsara Ny Nosy Madagasikara ! Andeha soraty ny Tantara Na ho ratsy na ho tsara, safidinao irery izany saingy…
Ny Foibe Arsiva sy Tranombakoka dia manolotra anao Alahady 18 Febroary 2018 , 10 ora maraina : Fanompoampivavahana FJKM Tranovato…
17Fandaharana iombonana Alahady 18 Febroary 2018 Fidirana: Feon-javamaneno na Antoko Mpihira Fiarahabana Apostolika : I Kor. 1 :3 Amena Fiantsoana…
FILATSAHAN-KOFIDIANA HO TALEN’NY SAMPANASA FFP FOIBE FJKM Mpitandrina voatokana vita fiofanana tamin’ny Faculté de Théologie neken’ny FJKM. Manana ny mari-pahaizana…
TATITRA SY VAOVAO Lasy tselatra voalohany no notanterahin’ny sampana DORKASY FJKM tao amin’ny FJKM Ankadifotsy ( SP Iarivo avaradrano 19…
Notanterahana tao amin’ny efitrano malalaky ny FOIBE FJKM , varavarana faha-201 ny fivoriana mahakasika « ny Tetikasa fampidirana ny olona manana fahasembanana…
HAFATRA FOLO 1-Ivelomy ny Taon-jobily 2-Karakarao ny Tantara 3-Tohizo ny Tafika masina 4-Mazotoa amin’ny Soratra masina 5-Tongava manatrika Ankatoka 6-Tsarovy…
IREO HAFATRA FOLO HO AMIN’NY TAONA 2018 1-Ivelomy ny taon-jobily Voasoratra ao amin’ny Lev.25.11 hoe: “Jobily ho anareo izany…
FIOMBONAN’NY FIANGONANA PROTESTANTA ETO MADAGASIKARA Nanatanteraka fifamindrana andraikitra Manao antso avo mamporisika ny amin’ny fandriampahalemana sy amin’ny ady amin’ny kolikoly…