Fanazavana Perikopa / Mey 2018.
Maneke ho havaozin’ny Fanahy Masina Soratana ho anareo ny fiadanana. Mamarana ny volana fahadimy isika, kanefa misantatra ny vanim-potoan’ny Fiangonana…
Maneke ho havaozin’ny Fanahy Masina Soratana ho anareo ny fiadanana. Mamarana ny volana fahadimy isika, kanefa misantatra ny vanim-potoan’ny Fiangonana…
SYNODAMPARITANY MANANARA FIRAISANA ( Lah. 22 ) JOBILY FISOTRONDRONONO ny PREZIDA SYNODALY ANDRIAMIZEHY RAMAHASOA Rodolphe Mpitandrina, mivady. “ Fa efa…
ANTSO SY FILAZANA Antsoina ny zanaky ny FJKM ANKADIMBAHOAKA mba ho tonga maro , hifanotrona sy handray anjara amin’ny voka-dehibe…
SYNODAM-PINOANA I Ho tanterahina eny amin’ny FJKM Andrainarivo Fahasoavana Antananarivo ny Synodam-pinoana voalohany ho antsika FJKM. Izany dia hatao ny…
FANTARO NY ZAVATRA REHETRA Ny fanadihadiana manaraka eto, dia ijerena izay tokony hahatonga ny Fiangonana hahay mitantana ny olona ao…
ALAHADIN’NY TOPAZA FJKM 22 Aprily 2018 HAFATRA Ry havana , Ho amintsika mandrakariva hatrany anie ny fiadanan’ny Tompo . Am-pifaliana…
« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » (2 Tim 1.8a) FANASANA Fifaliana ho anay ny manasa anao am-pitiavana ho tonga …
HAFATRY NY MPIANDRAIKITRA FOIBE, MF 04/ SL XVIII CFD Ampandrana 18 -25 Aprily 2018 Ry Havana, Hampitomboina ho anareo anie…
FANAMBARANA Ny Mpiandraikitra Foibe FJKM, izay mivory ara-potoana ankehitriny (18-25 Aprily 2018) eto Antananarivo, dia manao izao fanambarana izao amin’ny…
FAMPIRANTIANA Nosokafana omaly 24 -27 Aprily 2018 ny Fampirantiana karakarain’ny Foibe Arsiva sy Tranombakoka FJKM mahakasika ny fanamarihana ny faha–…