Foto-dàlana sy Fitsipika/ Fanavaozana tomponandraikitra
FANOMANANA HO AMIN’NY FANAVAOZANA TOMPONANDRAIKITRA Madiva hifarana ny fotoam-piasan’ireo tomponandraikitra voafidy tany anivon’ny Fitandremana sy ny Synodamparitany. Koa ho fiomanana…
FANOMANANA HO AMIN’NY FANAVAOZANA TOMPONANDRAIKITRA Madiva hifarana ny fotoam-piasan’ireo tomponandraikitra voafidy tany anivon’ny Fitandremana sy ny Synodamparitany. Koa ho fiomanana…
FIKAMBANANA MAMPIELY BAIBOLY MALAGASY « Fa izahay dia mpiara-miasa amin’ Andriamanitra ary ianareo no sahan’ Andriamanitra . Trano aorin’ Andriamanitra koa…
FJKM TSARAMANGA VAOVAO FJKM Tsaramanga dia Fiangonana iray eny Ambatofotsy, manamorona ny lalampirenena faha-7. Tao anatin’ny Synodamparintany Atsimon’Iarivo miray…
SAMPANA FIFOHAZANA FOIBE FJKM VAVAKA SY FIFADIANKANINA Sabotsy 23 Jiona 2018, 7ora30 maraina FITORIANA AN-KIRA -seha-pitaizana SAFIF -Tarika Christophe…
« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika « 2 Tim 1.8a « Araka izay efa nataonareo tamin’ny anankiray aminireto rahalahiko kely indrindra…
Fantaro , iza moa Ramatoa RABEMILA Rahantamananivo YVETTE , Mpitandrina -Zanak’i Dokotera RAKOTO RABEMILA sy RAMASIMBELO -Teraka tamin’ny 29 Aogositra…
FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA DEPARTEMANTAN’NY SEKOLY FJKM « Ary hianareo koa dia vavolombelona hanambara » Jao.15/27a FANDAHARANA FANOMPOAM-PIVAVAHANA…
DEPARTEMENTAN’ NY SEKOLY FJKM « Ary ianareo koa dia vavolombelona hanambara Ahy » Jaona 15.27a FANASANA Toy ny fanao isan-taona , ho …
FITSABOANA NY ARETIM-BAVONY Maro ny olona no marary vavony, betsaka ny antony mety mahatonga izany. Tsy mifidy taona sy sokajy…
Fiangonana Loterana Malagasy Namarana ny jobily lehibe roa sosona teny Mahamasina “Ary nihanahery finoana ny fiangonana sady nihamaro isan’andro”(Asa 16:5b).…