Pasteur RAZAKAMANANA Mercia / Fisotrondronono.
FANASANA Hiditra amin’ny fotoana hisotroany ronono ny Mpitandrina RAZAKAMANANA Mercia rehefa nahavita ny asa fanompoana ny Tompo amin’ny maha-mpitandrina azy nandritry…
FANASANA Hiditra amin’ny fotoana hisotroany ronono ny Mpitandrina RAZAKAMANANA Mercia rehefa nahavita ny asa fanompoana ny Tompo amin’ny maha-mpitandrina azy nandritry…
Ramatoa RABEMILA Yvette Mankalaza ny jobily volamena faha-50 taona maha-Mpitandrina « Hisaotra an’i Jehovah lalandava aho ; ho eo am-bavako mandrakariva…
Vontosy Filazantsara Ny Nosy Madagasikara ! Fa tena tonga ny fotoana Azontsika hararaotina Hanoratana takila Vaovao, mamirapiratra, Amin’ny bokin’ny Tantaran’ Ny…
FIANTSOANA Antsoina ny Fianakaviana sy ny Taranaka zanaky ny FJKM ANKADIMBAHOAKA (SP 11) , na ny akaiky na ny lavitra…
SAMPANA FIVONDRONANA LAIKA (SFL) NAHAZO TONIA VAOVAO. Napetraka tamin’ny fombam-piangonana tao amin’ny FJKM Katedraly Analakely ny Alahady 22 aprily 2018…
FISAORANA Ny foibe Fitondrantsekoly FJKM dia maneho fisaorana antsika antoko mpihira, Groupe, izay nandray anjara tamin’ny « Antsam-panahy » nanohanana ny Sekolintsika…
FANDAHARANA IOMBONANA Alahady 24 Jiona 2018 Feon-javamaneno fidirana Fiarahabana apostolika : II Pet. 1: 2 Fiderana an’Andriamanitra : Sal. 108 :…
SEFAMP Namaky bantsilana ny fambaboana ara-toekarena eto Madagasikara Nitondra am-bavaka ny firenena sy nanatanteraka velankevitra ny Sabotsy 09 Jona 2018 lasa…
Miantsoa fanafahana avy amin’ny Tompo Raha ny Soratra Masina no iaingana dia tsy miafina amin’ny Mpamaky azy fa hatrany am-boalohany…
SEKOLY FJKM SP FVA FENO 10 Taona maha-Tale FPMP SP FVA an’Andriamatoa IANONJARA mivady Notanterahina tao amin’ny FJKM Antseranana Fahazavana…