Alahadin’ny AUMÖNERIE FOIBE 2018.
Fandaharana iombonana Alahadin’ny AUMONERIE FOIBE 19 Aogositra 2018. Hira faneva 50 TAONA 1-Fiarahabana Apostolika :Efesiana 1.2 2-Fisaorana sy fiderana an’…
Fandaharana iombonana Alahadin’ny AUMONERIE FOIBE 19 Aogositra 2018. Hira faneva 50 TAONA 1-Fiarahabana Apostolika :Efesiana 1.2 2-Fisaorana sy fiderana an’…
KOMITY FANORENANA NY TSANGAMBATON’NY MARITIORA “Ianareo no vavolombeloko, hoy Jehovah, sady mpanompoko izay efa nofidiako…” (Isa.43/10a) ALAHADIN’NY MARITIORA Alahady…
Aoka hirehitra ny jironareo » Lio.12, 35 Hotsarovantsika SAMPATI FJKM isan-taona ny ANDRO NIORENANA, koa amin’ity taona 2018 ity dia any…
MANOMANA NY IVON’NY FANKALAZANA NY FAHA-25 TAONANY Mankalaza ny faha 25 taona niorenany ny Sehatra Teolojika ho an’ny Laika amin’ity…
Filazana Manjo « Fa raha inoantsika fa efa maty Jesoa sady efa nitsangana indray, dia toy izany koa no hitondran’Andriamanitra izay…
Mitsangana hanohitra ny herisetra Hitsingerina amin’io volana aogositra ho avy io ny tsingerintaona nanambarana ny fiorenan’ny FJKM. Jobily lehibe ho…
PROGRAMA HIADIANA AMIN’NY FAHANTRANA ARAKA NY DEOTORONOMIA Hiditra ao amin’ny tany nampanantenaina ny Zanak’Israely, dia nomen’Andriamanitra azy izay fomba fiainana…
FANDAHARANA ASA FIANGONANA MIROTSAKA ZAVA-MISY Madagasikara dia voasokajy foana ho anisan’ireo firenena mahantra eran-tany. Mahazo vahana eo amin’ny fiainan’ny…
Vontosy filazantsara ny Nosy Madagasikara ! Mba tsy hiala avy etsy Ankatso , Dia ho etsy Ambohidempona, Ity firenena kanto…
Miatrika tanteraka ny FAHA 150 TAONANY Tanteraka ny Alahady 15 jolay 2018 lasa teo ny ezaka…