Hafatry ny Filoha / Sept 2018.
VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Fa raha ny zava-misy mantsy, Misy olona famantsy, Fetsy ratsy lozan-tany Any ananonanona any, Ary…
VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Fa raha ny zava-misy mantsy, Misy olona famantsy, Fetsy ratsy lozan-tany Any ananonanona any, Ary…
FIANTSOANA Araka ny fantatsika dia hotanterahina eo amin’ny kianjaben’Imahamasina ny Fanompoampivavahana Famaranana ny Jobily faha-50 T FJKM sy ny faha-200T…
Fanolorana ny KOMITY FAHA 40 TAONA SFL Noho ny fahasoavan’Andriamanitra dia feno 40 taona ny Sampana Fivondronana Laika ny taona 2019 ho avy…
Ny Filoha sy ny Birao Mpiandraikitra Foibe Ny Filoha sy ny Birao – ny Tonia STK Foibe Ny Komity…
VAOVAO SP ANTANANARIVO ATSIMO (SP AA11) 1-Hotanterahina ny Sabotsy 15 Septambra 2018 ny Jobily faha-25 Taona maha-Mpitandrina sy ny faha-10…
FIHAONAMBEN’NY ZANAKY NY MPITANDRINA 2018. Hotanterahina ny 26,27,28 Septambra 2018 ny FIHAONAMBE VOALOHANY ho an’ny ny Zanaky ny Mpitandrina FJKM…
Cameron, James 1800-1875 Protestant Madagascar , Afrique Du Sud L’œuvre de Cameron domine Tananarive, car c’est lui qui a habillé…
Baron richard 1847-1907 Madagascar protestant Richard Baron a passé 32 ans à Madagascar en tant que missionnaire au LMS (London Missionary…
Ny Fiangonana manoloana ny fihinanana katy sy kôlà Izany no lohahevitra noraisin’Atoa TOTO Jean Casimir, mpiomana ho mpitandrina, tamin’ny lahatsoratra…
3 andro niombonana manerana ny Nosy Ny 29, 30 ary 31 Aogositra 2018 teo no fotoana iombonana nanatanterahana…