Hafatry ny Filoha
HAFATRA TAOMBAOVAO 2020 Ry hava-malala ho aminareo anie ny fiadanana. Misaotra indrindra ny amin’ny fitondrana am-bavaka sy ny fiarahabana nataonareo. Misaotra ny Tompo Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina isika noho ny Krismasy 2019 ary izao taona vaovao 2020 izao.…
Zoma, faha 31 Janoary 2020