Hafatra Pastoraly/ Sept 2020

Hampitomboina ao aminareo, Mpitandrina sy mpianakavin'ny finoana manerana ny sahan'ny FJKM anie ny fahasoavan'ny Tompo Jesoa! Misaotra an'Andriamanitra ao amin'i Jesoa Kristy Tompo Lohan'ny Fiangonana isika fa miverina miandalana ny fiainam-piarahamonina, indrindra ato amin'ireo faritra izay nampiharana ny hamehana ara-pahasalamana.…

Vavaka

VAVAKA Na inona tafiotraMamely sy mandrava:Ny vavakao akaro !Na toa marenina aza (sanatrian’ny vava)Ny any an-danitra anyKa tsy mety tonga ny valin-teny andrasana:Ny vavakao akaro !Fa ny vavakao dia hery mahagagaAfaka manova ny lalan’ny Tantara,Ko herezo hatrany:Ny vavakao akaro !Saingy,…

FJKM/ Fanambarana

AVY AMIN’NY BIRAON’NY MPIANDRAIKITRA FOIBE FJKM Ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe izay nivory androany Alarobia 22 Aprily 2020, teto Ampandrana Antananarivo, dia mano izao fanambarana izao. 1-      Omena lalana ny Mpitandrina sy ny Fiangonana rehetra hanokatra ny trano Fiangonana ka hanao Fanompoam-pivavahana…

Hafatra Paska 2020

FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA Ry havana, Ny Biraon'ny Mpiandraikitra Foibe, izay nanatanteraka ny fivoriany, dia mindrana ny Tenin'ny Soratra Masina hoe : "Mamangy ny fiangonana… izay ao amin'Andriamanitra Ray sy I Jesoa Kristy Tompo : ho aminareo anie ny…

Hafatry ny Filoha/Mar. 2020.

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Ka isika rehetra izao No antsoina mba hibebaka Amin’ny ratsy izay fanao, Ka tsy hisy hifanebaka Ary hifampitsaratsara Fa samy hahay mandini-tena, Eny, handini-tena tsara Ka hanao ny fiaikena Ny amin’ny ratsy izay natao Izay…

Hafatry ny Filoha / Feb 2020

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Ny tanjontsika dia mazava: ity tanindrazantsika ity tsy avelantsika raha tsy henika amin’ny fahalalana tsara Ilay Mpamonjy sady Tompo, Dia i JESOA KRISTY ! Handeha isika dia hitory, Hamory vokatra mateza Ho an’ny Fanjakan’ny lanitra,…