Hafatry ny Filoha/ Covid 19

HAFATRA HO AN’NY FIANGONANA FJKM REHETRA MOMBA NY FIATREHANA NY VALANARETINA COVID-19 Ry Havana malala, Ho aminareo anie ny fiadanana! Ny Birao Foibe FJKM nivory  ny Talata 30 Martsa 2021 , eo anoloan’ny fihanaky ny covid-19 efa izaitratra sy ny…

Hafatry ny Filoha/ Martsa 2021

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Ka ny tanjona dia izao: Ny fomba fiainantsika rehetra: vonto filazantsara! Ny firesatsika rehetra: vonto filazantsara! ny fifandraisantsika rehetra: vonto filazantsara! ny fomba fiasantsika rehetra: vonto filazantsara! ny gazety avoakantsika: vonto filazantsara! ny fampielezam-peontsika: vonto…

Hafatry ny Filoha/ Martsa 2021

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Dia i JESOA no hahazo laka, ny fitiavany no hanjaka ka ireo olona mpiady tsy nitsahatra nitady ny hifanimbana hatrany, hiova kosa fa ovàny homeny fo mifankatia vonona ny hiara-dia, nanaiky ny fifamelana ka tsy…

Hafatry ny Filoha / Feb 21

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Dia ny filazantsara Raisintsika am-po tokoa Fa tsy hoe henoina ihany! Andao handalina an’izany Ka isan’andro isan’andro Hovakina ny Baiboly Fa tsy hatao indraindray Rehefa misy zava-mafy Itadiavam-bonjy ihany. Andao hamaky Baiboly Isan’andro, isan’andro, mba…

Hafatry ny Filoha/ Feb 21

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Ka hanatrarana an’izany Dia avelao hahazo laka Samy hivelatra avokoa Ny talenta rehetrarehetra, ny fanomezam-pahasoavana izay natolotry ny Tompo hampandroso ny Fiangonany ary tena hahafahany manitatra isan’andro vaky ny ambaindain’ny finoana Fa izay talentanao, tsy…

Hafatra Taombaovao 2021

HAFATRA AVY AMIN’NY FILOHAN’NY FJKMHO AMIN’NY TAOM-BAOVAO 2020“MIORENA TSARA, AZA MIOVA!” Ry havana malala, arahabaina amin’ny Anaran’i Jesoa, Ilay tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay, nomeny ity Taona Vaovao 2021 ity.Vao avy nandalo tany amin’iny faritra andrefan’i Madagasikara iny…

Hafatra faran’ny taona 2020

HAFATRA AVY AMIN’NY FILOHAN’NY FJKMHO AMIN’NY FARAN’NY TAONA 2020“HAFAINGANO NY FAHATONGAVAN’NY FARANY!” Nanao fandaharana asa izahay, vao tsy ela izay, dia nisy niteny hoe:”Hataontsika izany, raha mbola tsy tonga i Jesoa!”. Dia nisy namaly hoe:”Ary i Jesoa koa , ela…

Hafatra Krismasy 2020

HAFATRA AVY AMIN’NY FILOHAN’NY FJKMHO AMIN’NY KRISMASY 2020“AVERENO AMIN’I JESOA NY KRISMASINY!” Amin’ny fo ravoravo no iarahabana antsika amin’izao Krismasy 2020 izao: arahaba , ry ilay nohasoavina . Amintsika Andriamanitra!Ao anatin’izany fifaliana lehibe izany no anafarana antsika hoe: ”Avereno amin’i…

Hafatry ny Filoha / Des 20

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Dia ny filazantsara Mahatratra ny isan’androm- piainantsika Malagasy, ka ny tanindrazantsika no hisitraka an’izany, satria hivelatra hahatsiaro fa isika rehetra izao noforonin’ny Mpahary hiara-miasa Aminy eto hanjarian’ny tontolo ho voakajy hahasoa! Ka ny fambolena ala…

Hafatry ny MF 08/SL XVIII

Fivorian'ny Mpiandraikitra Foibe FJKM Andrainarivo Fahasoavana (11-19 Novambra 2020) Ry havana, Ny Filoha sy ny Mpiandraikitra Foibe izay nivory teto Antananarivo tao amin'ny FJKM ANdrainarivo Fahasoavana tamin'ny 11-19 Novambra 2020, mamangy ny vahoaka kristianina manerana ny sahan'ny FJKM: «Ho aminareo…