Hafatry ny Filoha /Sept 21

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA! Ry Fiangonan’i Jesoa Dia i Jesoa Kristy Eto Madagasikara! Ka aza araraka amin-tany Ny ilo mby an-dohanao. Fa ianao, tsarovy tsara, No nomen’Ilay Tsitoha Izany vina soa izany. Eny, avy taminao No nahalalan’ny firenena Sy…

Hafatry ny SL XIX

Hafatry ny SYNODA LEHIBE faha-XIX Sambava 11- 18 Aogositra 2021 “Miorena tsara, aza miova” Ry Havana Malala ao amin’ny Tompo, Ho amintsika ny fahasoavana sy ny famindrampo ary ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Zanaky ny Ray amin’ny…

Hafatry ny SL XIX

HAFATRA ampitaina amin'ny vahoaka kristiana FJKM

Hafatry ny Filoha / Jolay 2021

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Fa isika, tena mino, Fa momba antsika i Jesoa Tompo. Azy ny asa fa tsy antsika Isika, olona voafetra; Izy kosa dia tsitoha. Isika olona malemy, Izy kosa dia mahery. Isika olona mpanota, Izy kosa…

Hafatry ny Filoha / Jona 2021

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Dia hahita masoandro Ny ankizy rehetrarehetra Fa hahatsiaro ho tena tiana Ireny zaza maro ireny. Ho voahaja koa ny zony  Fa tsy ho lasa teny foana, Satria voataiza ireo rehetra Miandraikitra azy ireny Mba handala…

Hafatry ny Filoha/ Jiona 21

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Ny Fanahy anie hiasa Hahatonga antsika hahery Hahalala izay adidy Manandrify antsika avy Ka hahefa izany tsara, tsy hitavandra olon-kafa, tsy hanilika amin’ny hafa, fa ho sahy mandray andraikitra. Ny Fanahin’ny fahendrena Anie hampanadino antsika…

Hafatry ny Filoha / Aprily 21

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Dia mba taomy re ny hafa Izay variana, tsy miraika Sao heverin’izy ireny Ho haitraitra fotsiny ihany Izato vinantsika izato Fa na isika tena handeha Hanao mpianatra tokoa, hankato an’i Jesoa dia ho hitantsika marina…

Fiarahabana PASKA 2021

MATY ANGAHA ANDRIAMANITRA ? Ry havana malala, Velona i JESOA! –Eny, velona tokoa i JESOA! Koa miarahaba antsika rehetra nomen’Andriamanitra izao Paska 2021 izao: Ho aminao anie ny fiadanana, araka ny fiarahaban’i JESOA nitsangana tamin’ny maty. Ary ny fitsanganany tamin’ny…