Hafatry ny Filoha/ Martsa 2022

VONTOSY FILAZANTSARANY NOSY MADAGASIKARA ! Tena vina makadiryIzany vinantsika izany,saingy izao no tadidio:tsy voatery hiandry ny hafa,na ny maro ana isa ianaovao hihetsika hanatratraizany vinantsika izany.Fa manomboka amintsikaIsam-batan’olona avyNy fanavaozam-pirenenaRaha ianao fotsiny azaNo manda ny kolikolySy mandresy fahalovanaAmin’ny toera-misy anao,Dia efa…

Hafatry ny Filoha/ Feb 2022

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA Ka aza mora afa-po Amin’ny vokatra manify, amin’ny eo ho eo ihany fa andao hilofo mihitsy hisy vokatra mivaingana izay hitondra fanovana amin’ny lalan’ny Tantara. Fa ny filazantsara Nanirahana hotorina Amin’izao tontolo izao Sy eto…

Hafatry ny Filoha / Feb 22

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Ka ny tokantranontsika No anombohy hiasana tsara Mba ho vanona ao tokoa Izany fiombonana aina Hiombom-bavaka isan’andro. Ka ny isan-tokantrano, tena hahafehy tena hahatokana fotoana isan’andro, isan’andro, hiarahana mivavaka, sy mamaky ny Baiboly. Koa ny…

BMF/Fanambarana vonjy voina

Fanambarana manokana (Jan 2022) «Miorena tsara, aza miova» (Kor 15:58) Ry havana, Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny famindram-po ary ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika. Ny Biraon’ny mpiandraikitra Foibe dia manao izao hafatra izao: Mampahery…

Hafatra Krismasy 2021

Faly miarahaba antsika ry havana nahatratra izao andro firavoravoana lehibe amin'ny Krismasy na Noely izao; ary faly mampita amintsika koa izao hafatra izao: Jesoa Kristy no ankalazao rehefa Noely,Jesoa Kristy fa tsy ny andro velively. Toa alaim-panahy mantsy ny olona…

Hafatry ny Filoha/ Des 2021

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Fa ho an’i Gasikara Ny famonjena izay nomena Nahatongavan’ny Mpamonjy Tam’izao tontolo izao. Ny Noely, sanatria, tsy fety fotsiny, d’izay fa tena fiaina-mahagaga izay aterin’Andriamanitra ho an’ny firenen-drehetra, ary tsy hadino akory isika Malagasy ireto.…

Hafatry ny Filoha/ Nov 2021

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Fa ho an’i Gasikara Ny famonjena izay nomena Nahatongavan’ny Mpamonjy Tam’izao tontolo izao. Ny Noely, sanatria, tsy fety fotsiny, d’izay fa tena fiaina-mahagaga izay aterin’Andriamanitra ho an’ny firenen-drehetra, ary tsy hadino akory isika Malagasy ireto.…

Hafatry ny Filoha / Nov 2021

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Ry olo-mangam-pirenena! Fa tsarovy ange ireo Magy, tena olona nahay sady nanam-pahalalana ary feno fahendrena; saingy tsy afa-po mihitsy, fa nandeha nitety tany, nisahirana tokoa mba hitady Ilay Mpamonjy. Ny fahaizany, ny azy, Tsy nataony…

Hafatry ny Filoha/ Nov 2021

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Tena vina makadiry Izany vinantsika izany; saingy izao no tadidio: tsy voatery hiandry ny hafa, na ny maro ana isa ianao vao hihetsika hanatratra izany vinantsika izany. Fa manomboka amintsika Isam-batan’olona avy Ny fanavaozam-pirenena Raha…

HAFATRY ny MF 01/SL XIX

« Miorena tsara, aza miova » 1 Kor 15.58b Antananarivo 20 Oktobra 2021 CFD Ampandrana: 13 – 20 Oktobra 2021 Ry Havana Malala, Hampitomboina ho anareo anie ny famindram-po sy ny fiadanana ary ny Fitiavana! (Joda 1.2). Ny Mpiandraikitra Foibe izay nivory teto…