Hafatry ny Filoha/Des 2022
VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Fa hifarana ny taona Ka fotoana mety izao Hitodihana ny lasa Ny amin’ny asa izay natao. Amin’ito asa mafy Midadasika tokoa: mety hahatsiaro tena ho tena kely angamba ianao, kanefa na ny vitsika aza, moa…
Alatsinainy, faha 05 Desambra 2022