Hafatry ny Filoha /Jona 2023

VONTOSY FILAZANTSARANY NOSY MADAGASIKARA ! Fa izany dia izanyNo faratampony tokoaHo fitiavan-tanindrazana.Fa ny firenena tianaDia asondrotra ho ambony,nefa ny ambony indrindratsisy mihoatra ny any an-danitra!Fa ny firenena tianaDia hasoavina ho tsaraNefa tsisy tena tsaraToy ny hoe i Jesoa no TompoSy manjaka…

Hafatry ny Filoha / Jona 2023

VONTOSY FILAZANTSARANY NOSY MADAGASIKARA ! Koa jereo ny zava-misyAmin’ny toerana hiasana,dia karohy ny fomba fiasamifanaraka am’izany.Fa tsy tena hahavontoNy tanintsika velivelyNy fitoriana ivelambelany,sanatria toa hoe latasy!Fa raha zaza sy ankizyNo mameno ny tanànaAndehanana hitoriana,Nahoana lahy no ireo lehibeno hany tokana ifantohan’Ny…

Hafatra

SYNODAMPINOANA FAHA-2

Hafatra PASKA 2023

”MITSANGÄNA AMIN’NY MATY!” (Efes.4,14) Ry havana malala,  « Finaritra! Fiadanana ho anareo!” , hoy i JESOA KRISTY tamin’ireo mpianany, raha nitsangana tamin’ny maty Izy, ary hoy Izy aminao koa androany! Miarahaba antsika noho izao Paska 2023 izao. Ny Herinandro Masina sy…

Hafatry ny Filoha /Martsa 2023

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Ka mivavaha ianao anio Mba tsy ho isan’ny adala Hanamaizina ny tany Noho ny hamafisam-po Te hifikitra amin’ny ratsy Efa hita izao fa loza Ho an’ny tanindrazantsika! Mivavaha mba hahajoro Ka na hoe halaim-panahy, Tsy…

Hafatry ny Filoha/ Martsa 2023

VONTOSY FILAZANTSARANY NOSY MADAGASIKARA ! Fa raha FilazantsaraNo mameno ny aty foSy mameno ny tanàna,Mameno ny isan-tokantrano,Mameno toeram-piasana,Sy sekoly sy hopitaly,Tribonaly, ladoany,Ary tobi-miaramila,Ary ho tonga hatreny an-tsenaSy toeram-pilanonana,Dia handositra avokoaIreo faharatsiana sesehenaMiteraka ny kolikoly,manamaro ny herisetrasy vono olona mpitranga.Dia hihena be…

Hafatry ny Filoha/Coliseum 2023

FAMINTINANA NY TENIN’NY FILOHAN’NY FJKM, Dr IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA AMMI, MPITANDRINA TENY ANTSONJOMBE Noraisin’ny Filohan’ny FJKM ny Genesisy 2.4-17 ho fanentanany amin’ny fanatanterahana ireo adidy sy andraikitra sahanin’ny FJKM amin’ity taona 2023 ity, ka nilazany fa, ity taona 2023 ity dia…

Hafatra Krismasy 2022

??????????? ???????? ???? Ry Havana Malala, "Voninahitra any amin'ny Avo Indrindra ho an'Andriamanitra ary fiadanana ho ety ambonin'ny tany ho an'ny olombelona fa nanehoany fitia !" (Lio. 2: 14) Izany hiran'ny anjely, tanteriko araka ny dikan-teny Iombonana eto Madagasikara, izany…