Hafatry ny Filoha / Des 2023
VONTOSY FILAZANTSARANY NOSY MADAGASIKARA ! Mba hanjaka anivontsikaNy fahamarinana madioTsy anjakan’ny kolikolySy risoriso, fahalovanaAmin’ny endriny rehetra;Fahalovana izay hitaMiharihary fa mandozaIty tanindrazantsika ityNefa, indrisy, fa inian’Ireo izay tsy mataho-todyAtao ihany, atao ihany,Hanangonana harenaHahatonga hatraiza anefa?Fa rehefa hiala etyAngaha hisy hahatondraNa dia hoe…
Alatsinainy, faha 18 Desambra 2023