Hafatry ny Filoha / Antso avo fahatelo
Ry havana Malala, Manao antso avo izahay mba hanova fomba fisaina sy fomba fiasa isika ka halevina impito mandifotra olona ny samy maka ho azy, fa mba samy hanompana ny herintsika avy isika amin’ny fanatrarana ny vinantsika hoe: “Vontosy…
Alakamisy, faha 05 Oktobra 2017