Hafatry ny Filoha Feb 18 / Soraty ny tantara

Vontosy Filazantsara Ny Nosy Madagasikara ! Andeha soraty ny Tantara Na ho ratsy na ho tsara, safidinao irery izany saingy tadidio hatrany fa ‘zay asa ataonao ‘zao no voasoratra ho anao tsy azonao fafana intsony, k’alaovy ambany, alaovy ambony. Ianao…

Hafatry ny Filoha / Janoary 2018.

HAFATRA  FOLO  1-Ivelomy ny Taon-jobily 2-Karakarao ny Tantara 3-Tohizo ny Tafika masina 4-Mazotoa amin’ny Soratra masina 5-Tongava manatrika Ankatoka 6-Tsarovy ny Synodam-pinoana 7-Andao isika hidera ny Tompo 8-Mahereza manefa adidy 9-Mijoroa ho  fanasin’ny tany 10-Aza menatra hanao politika Ka ho…

Hafatry ny Filoha / Taombaovao 2018

“Avelao ihany izy amin’ity taona ity … hasiako zezika; angamba mbola hamoa izy; fa raha tsy misy izany, dia hokapainao ihany” (Lio.13: 8-9) Andriamanitra ô, misaotra! Hoy ny vavakay miloatra Avy anaty lalina any, Fa tsy mbola nety lany Ny indrafonao tsy…

Hafatry ny Filoha / Faran’ny taona 2017.

HAFATRA FARAN'NY TAONA" Mampianara anay hanisa ny andronayHahazoanay fo hendry" (Sal.90.12)Fo hendry mahalalafa mandalo sy miserana'reo zava-maro manadalaTsisy azo ianteherana,ka tsy anorenana ny fo,tsy ivarotana fanahyfa tena zava-mora lomitaky fahasahia-mandà. Fo manam-pahendrenaTsy hambotry firenena! Fo hendry, tena hendryFo hendry fa nahayNikatsaka sy…

Hafatry ny Filoha / Krismasy 2017.

 HAFATRA KRISMASY"...fa tsy nisy nitoerany tao an-tranom-bahiny" (Lio.2.7)Ny Krismasinao,enga anie ho andro vao;tsy ho fety ivelambelanyka ny hany mba havelanydia ny fonom-batomamyizay mandoto tokotany! Fa tena hamangy anao I JESOAHitondra fiovana,hiova  fiainasy fisaina!IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi, MpitandrinaFilohan'ny FJKM

Hafatry ny Filoha (7)

Hafatry ny Filoha   /  Antso avo fahafito 7-Manao antso avo izahay mba hanova fomba fisaina sy fomba fiasa isika ka, eo anoloan’ny maha olom-pirenena malagasy antsika, ny zanaky ny FJKM rehetra, mahatsiaro fa nantsoin’Andriamanitra ho amin’izany, dia handray anjara mavitrika amin’ny…

Hafatry ny Filoha / Antso avo fahenina

Fomba fisaina sy fomba fiasa 6-Manao antso avo izahay mba hanova fomba fisaina sy fomba fiasa isika,        mba havahana amin’ny lanonam-pianakaviana ny lanonam-    piangonana, ka eo amin’izay anaovana lanonam-piangonana, atao amin’ny anaran’ny FJKM, toy ny fiaraha-misakafo amin’ny…

Hafatry ny Filoha .

HAFATRY NY MPIANDRAIKITRA FOIBE MF.03/SLXVIII CFD Ampandrana 18-25 Oktobra 2017   « Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesoa Kristy Tompo » (Efes.1/2) Ny Mpiandraikitra Foibe izay nivory ara-potoana teto amin’ny CFD Ampandrana, Antananarivo…

Hafatry ny Filoha / Antso avo fahadimy.

ANTSO AVO FAHADIMY 5-Manao antso avo izahay hanova fomba fisaina sy fomba fiasa isika ka eo amin’izay anaovana lanonam-piangonana, atao amin’ny anaran’ny FJKM, toy ny fiaraha-misakafo amin’ny fotoana anaovana Fankalazana na Jobily na fitadiavam-bola ho an’ny asan’Andriamanitra tanterahin’ny fiangonana FJKM…

Hafatry ny Filoha / Antso avo fahefatra

ANTSO AVO FAHEFATRA Manao antso avo  izahay mba hanova  fomba fisaina  sy fomba fiasa isika ka mba hijoro  ho vavolombelon’ny fahamarinana any  amin’ny sehatra rehetra  misy azy ny kristiana FJKM rehetra . Dia mba ho  izao  no zava-misy  manomboka izao …