Hafatry ny Filoha / Jolay 2018.
VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Dia mifampahery isika Satria tsy mora akory ny asa. Ary, na dia taona maro Aza no efa nitoriana, Mbola be dia be no miandry! Fa samy mbola tena mila Hitondrana ny fanasin’ Ito filazantsara Avokoa…
Talata, faha 17 Jolay 2018