Hafatry ny Filoha / Martsa 2019.

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA! Fa fahavaratra ny andro Ary avy be ny orana Izay mamonto indray ny tany, Ary izany dia manjary Lakolosy izay maneno Hanaingana antsika handeha Hamonto filazantsara Ny Nosy Madagasikara! Fa mangetaheta loatra Ny mponina eto…

Hafatry ny Filoha / Feb 2019.

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Fa toy ny tanimboly ihany Ange ny tanindrazana e! Dia jereo ny zaridaina Fa raha mahavatra ianao, mikolokolo sy miava, dia endrey ny hatsaràny: ny vony maro loko indreo mandravaka ny tokotany, ny ahi-maitso tsara…

Hafatry ny Filoha / Feb 2019.

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA! Fa fahavaratra ny andro Ary avy be ny orana Izay mamonto indray ny tany, Ary izany dia manjary Lakolosy izay maneno Hanaingana antsika handeha Hamonto filazantsara Ny Nosy Madagasikara! Fa mangetaheta loatra Ny mponina eto…

Hafatry ny Filoha / Nov 2018

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Fa ny filazantsara No hany lalam-pamonjena Hahasoa ny firenena. Fa raha toa i Jesoa no hadino Sy tadiavina hosoloana Fikambanana tsy hay, Mety hirantsana eran-tany Sy malaza ho mahery, Ary fantatra ho kalaza Amin’ny herim-pahalalany;…

Hafatry ny Filoha / Novambra 2018.

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA Dia ny Filazantsara Izay tena hery mampijoro Ny fahadiovan-tokantrano. Koa rah’handeha hifidy ianao Mba olo-marin-tokantrano No fidio hitondra anao; Fa tsy olona efa hita, Na re laza ombieniombieny Fa lahy manambady lahy, Na vavy manambady…

Hafatry ny Filoha / Okt 2018.

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA Ka ianao izay manan-jo, Tena afaka mifidy, Mandehana ianao mifidy, Fa i Madagasikara No zara tany anjarantsika, Tena tendrin’ny Mpahary, Tsy kisendrasendra akory. Rah’tena tia ny Tompo ianao, Tiavo i Madagasikara. Aza alaim-panahy mihitsy Hihalangalana…

Hafatry ny Filoha/ Okt 2018

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA Fa efa tena misy olona Manolo-tena marobe Miara-miasa ankehitriny Hitety havoana, lohasaha, Hamakivaky ala be Sy hiampita renirano, Hiaritra ny hainandro, Tsy matahotra oran’andro, Na fanala mahangoly … Eny, tena misy izany ! Ary, isaorana ny…

Hafatry ny Filoha / Sept 2018.

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Fa raha ny zava-misy mantsy, Misy olona famantsy, Fetsy ratsy lozan-tany Any ananonanona any, Ary maro ireny, indrisy, Eny, maro fa tsy vitsy: Mirangorango fahefana, Hahafahana mitana Toerana avo ireharehana Sy hanaovana hadalana, Hanangonana harena…

Hafatry ny Filoha / Aogositra 2018.

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Sa ianao tsy tena mino Fa raha olom-baovao Tena manana ny Tompo, Dia i JESOA KRISTY, No mitondra firenena, Dia hiova ny Tantara ? Vakio indray ny Baiboly, Fa raha hendry ny mpitondra, Tena mino sy…

Hafatry ny Filoha / Aogositra 2018.

Vontosy filazantsara ny Nosy Madagasikara !   Mba tsy hiala avy etsy Ankatso ,   Dia ho etsy Ambohidempona,       Ity firenena kanto ity.        Kanto nefa, dia izao:        Iaraha-mahita ny manjo        Satria sendra politikan’        Olon-jamba sy marenina.        Tena…