Famaranana ny Jobily roa sosona .
50 TAONA FJKM sy 200 Taona
nidiran’ny LMS teto Madagasikara
-SABOTSY 20 OKTOBRA 2018 amin’ny 10 Ora maraina ,
Kolejy Teolojika Ivato
-ALAHADY 21 OKTOBRA 2018 amin’ny 10 Ora maraina
Kianjaben’Imahamasina
Aoka samy ho vonona amin’ny mety ho toetry ny andro ka samy hivimbina rano fisotro, satroka, elo, sns..
« Aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » 2 Tim 1.8a