SP 38 / Fandraisan-tànana Prezidà Synodaly

FANASANA
Fandraisan-tànana Prezidà Synodaly SP 38
« Fa izany  no ikelezanay aina sy iezahanay , satria izahay manantena an’ Andriamanitra velona… » 1 Tim4.10

-Ny Foibe FJKM

-Ny Synodamparitany Atsinanana Ankaratra Fahazavana

-Ny Komity fandraisantànana ny Prezidà Synodaly

dia faly manasa anareo hanatrika ny Fanompoampivavahana  fisaorana an’ Andriamanitra sy fandraisan-tànana ny Prezidà Synodaly :

Andriamatoa NIRINARISON Emile Johnson William,
Mpitandrina mianakavy.

Izany dia hotanterahina ao amin’ny FJKM Antampotanàna (SP 38) ny Sabotsy 13 Oktobra 2018 , manomboka amin’ny 9 ora sy sasany maraina 

Hery lehibe ho azy mianakavy ny fitrotroantsika azy ireo am-bavaka .

 

 

 

Perikopa 2024

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

| | 19. PENTEKOSTA – Mpiasa Foibe FJKM
Isaia 61. 1–3 | Jaona 3. 1–8 | Asan'ny Apostoly 4. 8–12

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV