RABEMILA Yvette/ 50 T maha- Mpitandrina

FANASANA

« Hisaotra ny Tompo  lalandava aho . ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy. Miaraha mankalaza ny Tompo  amiko ary aoka hiara- manandratra ny Anarany  isika » Salamo 34.1,3

Ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe FJKM ,ny FOIBE FJKM,ny Komity faha-50T dia faly manasa antsika mpianakavin’ny finoana  noho  ny

JOBILY VOLAMENA 

Faha-50 taona maha-Mpitandrina an-dRamatoa RABEMILA Yvette

(1968-2018)

Daty sy toerana:

Ivony:  14 Jolay 2018, FJKM Amparibe Famonjena, 9.30mn (SP AA 10)

Famaranana: 18 Novambra 2018, FJKM Manjakandriana, 9.30 mn (SP AA 12)

Noho ireo fotoan-dehibe ireo dia hankalaza an’ Andriamanitra isika ary hanome zava-tsoa ho an’ny  mpanompony  , ho  Voninahitr’ Andriamanitra irery ihany .

 

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV