Sekoly FJKM/ 10T maha-Tale

SEKOLY FJKM SP FVA

FENO 10 Taona maha-Tale FPMP SP FVA

an’Andriamatoa IANONJARA mivady

Notanterahina tao amin’ny FJKM Antseranana Fahazavana ny 26-27 May 2018 teo ny fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha 10 taonan’ny maha Tale FPMP SP Faritany Voalohany Antsiranana an’Atoa IANONJARA mivady. Ny teny faneva dia ny hoe : « fa izay matoky an’i Jehovah kosa dia hohodidinin’ny famindrampo » (Sal.32 :10b).

Ny Prezida Synodaly Andriamatoa RABEVITA Saina, Mpitandrina no nitoriteny. Tonga nanotrona izany ireo Tale Sekoly FJKM aty amin’ny SPFVA, ireo Mpampianatra maro, ny mpianatra, indrindra fa ny Mpitandrina mivady, sy ny KD. Raha atao topi-paso ny 10 taona dia hita fa velona sy mandroso ny Sekoly FJKM aty amin’ny Faritra DIANA. Nampahery azy mivady tamin’ny alalan’ny vavaka sy fanohanana ara-bola sy ara-pitaovana ny fianakaviamben’ny SPFVA.

Raoby

Perikopa 2024

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

| | 19. PENTEKOSTA – Mpiasa Foibe FJKM
Isaia 61. 1–3 | Jaona 3. 1–8 | Asan'ny Apostoly 4. 8–12

| | 26. Ala. Trinite – Alahady FFPM
Genesisy 11. 1–9 | Jaona 14. 15–21 | 2Korintiana 13. 11–14

FJKM Fahazavana

FJKM ANOSIVAVAKA – SP Antananarivo Andrefana (10)

Alahady 05 May 2024

Production FTV