Efa tsapanao ve fa mitana ny Teniny tokoa ny Tompo ?

Mofonaina anio: Alarobia, faha 23 Febroary 2022

Mitana ny Teniny ny Tompo

Titosy 1 : 1 - 4
1 [Fiarahabana] Paoly, mpanompon'Andriamanitra sy Apostolin'i Jesosy Kristy hampandroso ny finoan'ny olom-boafidin'Andriamanitra sy ny fahalalana tsara ny marina izay manaraka ny toe-panahy araka an'Andriamanitra,

Efa tsapanao ve fa mitana ny Teniny tokoa ny Tompo ?


Mofon'aina teo aloha

Nahoana no tsy mahita ny haben’ny fa...

Zoma, 18 Febroary 2022

Mampianatra antsika ity perikopa ity fa : 1-Masi-mandidy Andriamanitra (and14-18) « Koa izay tiany hamindrana fo…

Mandehana araka ny mazava

Alakamisy, 6 Janoary 2022

Mandehana araka ny mazava Zava-dehibe mahakasika ny fahatanterahan’ny fiombonana amin’Andriamanitra sy ny fiombonan’ny samy mpino…

Inona no tokony hatao mba hihainoan...

Talata, 22 Febroary 2022

Inona no tokony hatao mba hihainoan’ ny Tompo vavaka antsika? Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM