Mibebaha eo anatrehan’ny  Tompo

Mofonaina anio: Alakamisy, faha 01 Martsa 2018

Mibebaha eo anatrehan'ny  Tompo

Matio 4.12-17
12 Ary nony ren'i Jesosy fa efa voasambotra Jaona, dia lasa nankany Galilia Izy. 13 Ary nony niala tany Nazareta Izy, dia nankany Kapernaomy, izay ao amoron-dranomasina, ao amin'ny zara-tanin'ny Zebolona sy ny Naftaly, ka nonina tao Izy, 14 mba hahatanteraka izay nampilazaina an'Isaia mpaminany hoe: 15 Ny tanin'ny Zebolona sy ny tanin'ny Naftaly, Ao amin'ny tany amoron-dranomasina, any an-dafin'i Jordana, Galilia, tanin'ny jentilisa, 16 Ny olona izay nitoetra tao amin'ny maizina dia nahita mazava lehibe; Ary izay nitoetra tao amin'ny tany aloky ny fahafatesana no niposahan'ny fahazavana (Isa. 8. 23; 9. 1). 17 Ary tamin'izany andro izany dia nanomboka nitori-teny Jesosy ka nanao hoe: Mibebaha ianareo, fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra.

Mibebaha eo anatrehan’ny  Tompo

Matio 4.12-17

1- « Mibebaha », hoy ny Tompo !

2- « Efa akaiky ny fanjakan’ny lanitra »

Fanontaniana :


Mofon'aina teo aloha

Manapaka amin’ny fahefany ny  Tompo 

Alahady, 21 Janoary 2018

Manapaka amin’ny fahefany ny  Tompo  Joda 24.25 Ny Epistily nosoratan’i  Joda   dia nokendrena  indrindra  mba…

Mihainoa ny Tenin’ny Tompo 

Alarobia, 28 Febroary 2018

Mihainoa ny Tenin’ny Tompo  Jaona 8.39-47 Ny tena zanak’ Andriamanitra  1-Manao  asa tsara  Milaza  ho …

Mihainoa ny Tenin’ny Tompo 

Talata, 27 Febroary 2018

Mihainoa ny Tenin’ny Tompo  1Mpanjaka  11. 38-39 Ny olom-boafidin’ Andriamanitra  1-Manaraka  ny toro-làlana  avy  amin’…