Sekoly FJKM / Fitokanana Fotodrafitrasa
 LOVANAVELA  AMBODIHADY  VAOVAO (SP 10)
FANASANAÂ
Asaina isika mpianakavin’ny finoana , indrindra ny Fianakaviamben’ny Sekoly FJKM ho tonga amin’ny Fanompoampivavahana ho  fisaorana an’ Andriamanitra sy  ho fitokanana ny Fotodrafitrasa  vaovao : « Lycée FJKM Lovanavela Ambodihady  vaovao ».
Daty : Alahady 10 Septambra 2017
 Ora : 9ora maraina
« Fa izay afafin’ny olona ihany no hojinjany »Galatiana 6.7
Fitafiana tena Malagasy ! ! !