Dorkasy /Fihaonambe 2021
Fampahafantarana
Araka ny vaovao fandaminana farany dia hotanterahina any Moramanga ny Fihaonambem-paritra ho an’Antananarivo sy Toamasina amin’ity taona ity . Ny Daty dia tsy miova fa ny 16 ,17,18 Septambra 2021 .Efa tafatsangana ny Komity mpanomana izany , tarihan’ny Ray amandreny President Synodal mivady . Eo amin’ny tokotanin’ny Sekoly FJKM no hanatanterahana izany .
Sarampatoriana : 4000 ar mandritra ny 2 andro (tsy misy kidoro) . Fa raha mila kidoro dia manofa ao amin’ny SP.
Ny Mpitandrina ombam-bady dia ao amin’ny Akany Gazela , amin’ny sarany 10 000 ar mandritra ny 2 andro
Mpampita ny vaovao
Rtoa Trimozafy Dyna