Alahadin’ ny Dorkasy 2021

Fandaharana iombonana

  • Feon-javamaneno na Hira STK
  • Fiarahabana Apostolika | Apo 1.4-5a
  • Fiderana | Sal 29.1-2
  • Hira 194.1,4
  • Vavaka
  • Fanambarana ny sitrapon’Andriamanitra | Deo 10.12 / Sal 119.1,2
  • Hira 225.1
  • Vavaka fifonana
  • Hira FF8.1
  • Teny Soa Mahafaly | Jer 31.3 / Jao 15.13 / Rom 5.5 / Sal 32.1-2
  • Hira 170.1,2
  • Fanekempinoana araka ny Soratra Masina | Laharana 3
  • Feon-javamaneno fohy
  • Asan’Andriamanitra
    • Filazan-draharaha
    • Rakitra. Hira Antoko Mpihira | Dorkasy
    • Fanolorana. Hira 441.1,3
  • Fankalazana ny Tenin’Andriamanitra
    • Hira. Sekoly Alahady
    • 5mn Ankizy Sy Tanora
  • Hira 381. 1,4
  • Vavaka
  • Vakiteny | Rota 4.1-12 / Lio 24.13-24 / Efe 5.1-2
  • Hira 531,3
  • TORITENY
  • Hira Faneva 50 Taona Dorkasy FJKM
  • Vavaka Fangatahana
  • Asa Vavolombelona
  • Famaranana
    • Hira. Antema 19
    • Tsodrano
  • Trinite Masina

Perikopa 2024

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

| | 19. PENTEKOSTA – Mpiasa Foibe FJKM
Isaia 61. 1–3 | Jaona 3. 1–8 | Asan'ny Apostoly 4. 8–12

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV