Arivonimamo/Oniversity R

Nitsidika tetikasa mifandraika amin’ny fianarana ny mpianatra

Ny zoma 12 Febroary 2021 lasa teo dia niara-nijery ny tetikasa « Café d’Imamo » ny mpampianatra sy ny mpianatra ao amin’ny Oniversity FJKM Ravelojaona Arivonimamo. Tamin’io fotoana io no nanararaotana nanomezana toro-marika ny mpianatra rehetra hahay hanararaotra ny fotoana rehetra, handrantoana fahalalana, na dia any amin’ny fotoanan’ny fitsangatsanganana aza.

Afa-po avokoa ny rehetra taorian’ny fanontaniana maro izay nanomezan’ny Tompon’andraikitra ny valiny.

Marihina, fa hanaovan’ny mpianatra ny « rapport de visite » ny fitsidihana tany. Amin’ny Zoma 05 Martsa 2021 no fanompoam-pivavahana fitondrana am-bavaka ny taom-pianarana 2021.

P.S  IVAMA Moryl, Mpitandrina

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV