Alahadin’ny SAMPATI 2020

FANDAHARANA IOMBONANA

Alahady 15 Novambra 2020


Hiran’ny Antoko Mpihira/ Feon-javamaneno


Hira Faneva faha 200 taonan’ny Sekoly F.J.K.M

  1. Fiarahabana ApĂ´stĂ´lika : Rom.1,  7
  2. Fisaorana sy Fiderana an’Andriamanitra
    ď‚· Sal 121, 1-2 ; Eks 15, 2
    ď‚· Hira : 194 / 1.4
    ď‚· Vavaka Fiderana
  3. Fanambarana ny Sitrapon’Andriamanitra
    ď‚· Efe, 6, 17 ; Asa 4,12. Sambatra ny mahitsy lalana……
    ď‚· Hira : 210, 5
    ď‚· Vavaka Fifonana
    ď‚· Hira : 462, 5
  4. Famelan-keloka atolotr’Andriamanitra
    ď‚· Isa 62, 11 ;  Lio 19, 9. Sambatra ny olona izay voavela ny helony….
    ď‚· Hira : 109/ 3
  5. Fanambaram-pinoana:Fanekem-pinoana faha 3
    ď‚· Feon-javamaneno
  6. Filazan-draharaha
  7. Rakitra
    ď‚· Hira : 307, Antoko Mpihira, SaMPaTi
    ď‚· Hira fanolorana ny rakitra : 275/ 1.2
  8. FANKALAZANA NY TENIN’ANDRIAMANITRA
    ď‚· Hira : 761 / 1.2
     Fotoana ho an’ny ankizy sy ny tanora
    ď‚· Hira : 190/ 1
    ď‚· Vavaka
    ď‚· Soratra Masina
    2MPa. 19, 14-19
    Mat.20, 29-34
    Asa. 3, 1-8
    ď‚· Hira : 357/ 3
    ď‚· TORITENY
    ď‚· Feon-javamaneno
     Vavaka setrin’ny Tenin’Andriamanitra sy Fangatahana
    ď‚·
  9. ASA VAVOLOMBELONA
  10. Famaranana
    ď‚· Hira : 514/ 1.2.4
    ď‚· Tsodrano : Fil.4, 19

Ho an’Andriamanitra Irery ny VoninahitraÂ