SFL/Fandaharampot Zkbe
FANDAHARAM-POTOANA
FIHAONAMBEN’NY FAHA-40 TAONA SY ZAIKABE
MANAKARA, 24 – 27 OKTOBRA 2019
| ORA | TOERANA | ZAVATRA ATAO |
| Alarobia 23 Oktobra | ||
| Lycée FJKM Le Nid d’Ange | Fandraisana olona | |
| Alakamisy 24Oktobra | ||
| Fandraisana olona | ||
| 7.00 | Miainga eo@ Gara | Dihy iraisana |
| 9.00 | FJKM Manakara-Fiderana | Fanompoam-pivavahana fanokafana |
| 11.30 | Magneva | Fanokafana varotra-fampirantiana/fampiratiana Asa (anaty Chalet) |
| 14.00 – 16.00 | Magneva | Loabary an-dasy : teknolojia nomerika, endriky ny fanompoam-pivavahana,loharanombola maharitra ho an’ny fiangonana |
| 16.00 | FJKM Manakara-Fider | Zaikabe : tatitra, asam-baomiera (tetikasa, fitsipika) |
| 16.00 | Amoron-dranomasina | Fanompoampivavahana sy Asa fampaherezana |
| Lalan’ny hazo fijaliana | ||
| Afon-dasy : Laika Misera ny kanton’ny Kristy | ||
| 20.00 | Toeram-patoriana | Alim-piambenana : Mat. 7 :22a, FF 34 |
| Zoma 25 Oktobra | ||
| 6.00 | FJKM Manakara-Fider | Maraim-baovao |
| 8.00 | FJKM Manakara-Fider | Fanompoampivavahana fanamarihana ny faha-40 taona : Fanahin’ny fahafohizana ,famerenana boatindrakitra Befasy mamangy Isa efapolo(40) ao anatin’nyS oratra Masina |
| 11.30 | FJKM Manakara-Fider | Faha 200 tSekolyFJKM,asa vavolombelona |
| 14.00 | Magneva | LAMAKO, FFP |
| 15.00 | Magneva | Tatitra loabaryan-dasy |
| 16.00 | FJKM Manakara-Fider | Zaikabe : tatitra asam-baomiera, fifidianan(Tonia, Birao SFL sy KF Mpitandrina, Mpandini-bola) |
| 17 .00 | Magneva | Famelabelarankevitra:homosexualité, framaçonnerie (synaodampinoana) |
| 19.00 | Magneva | Kanto sy seho an-kira |
| 20.00 | Magneva | TAKARIVA FIARAHA-MISAKAFO & FANEHOAN-TALENTA |
| Toeram-patoriana | Alim-piambenana Eze. 11:4, FF 4:2 | |
| Sabotsy 26 Oktobra | ||
| 6.00 | FJKM Manakara-Fider | Maraim-baovao |
| 8.00 | Trou du Commissaire | Fitsangatsanganana amoron-dranomasina |
| Fantaro Manakara | ||
| 15.00 | Magneva FJKM Manakara Fiderana | Laika miseran’ny Kanton’ny Kristy Fihaonan’ny BSFL/KL/BVPL/Filoha VFL Vaovao |
| Fanatanjahantena | ||
| 20.00 | Toeram-patoriana | Alim-piambenana : Nom. 11 :25b, FF 4:3 |
| Alahady 27 Oktobra | ||
| 6.00 | Toeram-patoriana | Maraim-baovao |
| Fiangonana manodidina | Fiaraha-mivavaka | |
| Sakafo iraisana | ||
| 15.00 | FJKM Manakara-Fiderana | Fanompoam-pivavahana famaranana |
| 20.00 | Toeram-patoriana | Alim-piambenana : Asa. 2:18b, FF 10:2 |
| Alatsin 28 Oktobra | ||
| 5.30 | Gara | Vavaka fangatahana ho amin’ny fodiana |
| Mamy ny mody |