SAMPATI FOIBE/ KP
FANOFANANA KOMITIM-PIVONDRONANA
Daty : 20-21 SEPTAMBRA 2019
Toerana : FJKM ATSIMON’I MAHAMASINA
Vina : SAMPATI FJKM, Hetsi-panabeazana ho fampandrosoana ny Fiangonana sy Firenena
Tanjona : Komitim-pivondronana SAMPATI mahafantatra sy mahay ny andraikiny amin’ny maha mpitantana sy mpitarika azy ka afaka manatanteraka izany ho amin’ny fampandrosoana ny SAMPATI FJKM : Fitandremana- Synodamparitany- Foibe.
KOMITIM-PIVONDRONANA
- Mahay mitantana olona sy ekipa
- mahay mitantana vola, fitaovana, asa, olana….
- mahafantatra ny fikambanana sy ny mpikambana rehetra
- mahafantatra ny maha FJKM sy ny maha SAMPATI FJKM
- mahafantatra ny andraikitra eo anivon’ny Fivondronana
- mahafantatra ireo adidy andrasana aminy sy ny fomba fitadiavam-bola
- mahafantatra ny maha-zava-dehibe ny fiainam-panahy (tenany sy ny sampana)
KARAKARA
| TETK’ORA | ZOMA 20 SEPTAMBRA 2019 | SABOTSY 21 SEPT 2019 |
| 7h-8h | Fandraharahana: (Badge, boky fiofanana, ) | Fandaminana samihafa |
| 8h-9h | Culte :Fanombohana :Perikopa : Lio.12, 35-40 | Culte : Perikopa : Mat.5,13-16 |
| 9h-10h | Fampianarana I : FANTARO : SAMPATI FJKM (Sampana sy Fikambanana) (Tonia sy Akomba Mazoto) | Fampianarana 4: NY FAHAIZA-MITARIKA (Tonia syVorompotsy Mijoro) |
| 10-11h | ||
| 11-12h | Fampianarana 2 : Zon’nyAnkizy (Vorompotsy Mijoro) | Fampianarana 5 : Ny andraikitry ny KP (Filoha sy Past Hanitra) |
| 12-13h | SAKAFO – FIALAN-TSASATRA | |
| 13-14h | ||
| 14 -15h | Fampianarana 3:Fandraharahana :Adidy sy fandrafetana soritrasa(Vonenina Milofo) | MAMY NY MODY |
| 15-16h |
FAMPITAOVANA sy FANDAMINANA
– Vidin’ny boky fiofanana sy Badge : 6000 Ar
– Mamelotena ny mpiofana rehetra (sakafo sy toeram-pilasiana)