Sekoly Protestanta 200T
1818-2018
« Ary ianareo koa dia vavolombelona hanambara … »Jao 15.27a
SEKOLY PROTESTANTA FJKM
« Mahareta tsara…mandrapiavin’ny Tompo » Jak 5.7a
Tsangambato amin’izany
SEKOLY FANOFANANA MPAMPIANATRA
any IMERIMANDROSO ALAOTRA (Trano sy Fampitaovana)
Fanontana Boky ( 3 Volumes) misy ny tantaran’ny Sekoly Protestanta FJKM
Sakafon-jobily : Alahady 28 Aprily 2019 ao amin’ny FOFIKRI –
Ankadikely Ilafy