Tafika masina an-drenivohitra
« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » (2 Tim 1.8a) FANASANA Fifaliana ho anay ny manasa anao am-pitiavana ho tonga …
« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » (2 Tim 1.8a) FANASANA Fifaliana ho anay ny manasa anao am-pitiavana ho tonga …
HAFATRY NY MPIANDRAIKITRA FOIBE, MF 04/ SL XVIII CFD Ampandrana 18 -25 Aprily 2018 Ry Havana, Hampitomboina ho anareo anie…
FANAMBARANA Ny Mpiandraikitra Foibe FJKM, izay mivory ara-potoana ankehitriny (18-25 Aprily 2018) eto Antananarivo, dia manao izao fanambarana izao amin’ny…
FAMPIRANTIANA Nosokafana omaly 24 -27 Aprily 2018 ny Fampirantiana karakarain’ny Foibe Arsiva sy Tranombakoka FJKM mahakasika ny fanamarihana ny faha–…
FOIBE ARSIVA SY TRANOMBAKOKA FANASANA Ho fanamarihana ny faha- 150 taonan’ny Isan’enimbolan’ Imerina (1868-2018). Ny Filoha sy ny Biraon’ny Mpiandraikitra…
Manolotra ny fiainany ny Tompo Miditra ao anatin’ny vanimpotoana isongadinan’ny loko litorjika fotsy ny Fiangonana ankehitriny. Ny loko fotsy izay…
Fahaiza-mitantana NATERAKA HO « MANAGER » NY VEHIVAVY ! Misy teny hoe “tanana” (main) ao amin’ny manager, ary misy teny “menagère” koa. Akaiky…
Ny Sekoly FJKM Araka ny tetikandron’ny Foibe FJKM dia hotanterahina any Mahajanga, amin’ny 27- 28- 29 aprily 2018, ny andron’ny…
FAMARANANA NY HERINANDRON’NY FIFANDRAISANA « RINDRA GASY FIDERANA » Masoandro mody no nampalahelo, hoy ny fitenenana izay, fa dia nafana sy nahafa-po…
Fanofanana andiany faharoa tao Maorisy Araka ny voalaza tamin’ny lahatsoratra voalohany momba ity fiofanana ity dia mandritra ny telo (3)…