FMBM / Fiofanana mpanao Gazety
Nanatanteraka FIOFANANA ho an’ ny Mpanao Gazety kristiana ny FIKAMBANANA MPAMPIELY BAIBOLY MALAGASY ny Alatsinainy 23 Oktobra 2017 tao amin’ny…
Nanatanteraka FIOFANANA ho an’ ny Mpanao Gazety kristiana ny FIKAMBANANA MPAMPIELY BAIBOLY MALAGASY ny Alatsinainy 23 Oktobra 2017 tao amin’ny…
VAOVAO SY FANASANA 1-Fanokafana ny JOBILY FISOTROANDRONONO an’ Andriamatoa RAKOTO Armand Andrianambinintsoamanitriniaina ao amin’ny FJKM Tranovato Faravohitra Sabotsy 21 Oktobra…
Fankalazana ny faha 20 taonan’ny Radio FahazavanaTeny faneva :“Mitsangana mihazavà, fa tonga nyfahazavanao” Isa .60: 1aIsika rehetraAntso antsika rehetraHanohana tsy misy…
Mpiofana miisa 92 mianadahy no navoaka tamin’ny fomba ofisialy teny amin’ny FJKM Andrainarivo Fahasoavana ny Alahady 17 Septambra tolakandro lasa…
“Sound Of the Nations” na Akon’ny Firenena Ianao sy ny fiainanao no fiderana an’Andriamanitra voalohany indrindra Misaotra an’Andriamanitra fa vita…
NOTOLORANA PYLONE SY CABLE NY RADIO FAHAZAVANA Nanolotra pylone sy câble tendeur mampandeha izany ho an’ny RADIO FAHAZAVANA ny GROUPE …
LALANA AMBILOBE – ANTSERANANA Mihazo ny lalam-pirenena faha-6 Ambilobe – Antseranana, izay mirefy eo amin’ny 138 km. Ratsy ny làlana…
Tontosa soa aman-tsara ny « Fiderana Goavambe » natao tao amin’ny FJKM Ivandry Firaisana SPAA 10 , ny Alahady 06 Aogositra…
NY FANOKAFANA NY JOBILY FAHA-50 TAONAN’NY FJKM SY NY FAHA-200 TAONA NAHATONGAVAN’NY MISIONA LMS ANY ANTSIRANANA Miha- antomotra hatrany ny…
FANASANA -Ny Komitin’ny faha-35 taonan’ny AFIBAB (Asa Fifandraisana sy Fampahalalambaovao / FOIBE FJKM) -Ny Komitin’ny faha- 20 taonan’ny Radio Fahazavana…