Fisaorana
Teny fisaorana noho ny fampaherezana ny fianakaviana
Ny vadiny :
RANARISON Beby Denise
Ny zanany :
RASOLONJATOVO SOLOHERY Christiane
RASOLONJATOVO SOLOHERY Mamy
RAZAKAMIADANA Miray sy Aliravaka
Ny zafiny , ny zana-jafiny ary ny fianakaviana manontolo
Dia maneho ny fankasitrahana feno anareo tonga nidodododo ka nampionona, nankahery, niombom-bavaka, naneho ny fihavanana sy nanao ny soroka niara-nilanja ny mavesatra ary niombona alahelo taminâny niantsoanâny Tompo hiara-hitoetra any Aminy ny malalanay :
Mpitandrina SOLOHERY Paul Xavier
Isaoranay manokana ianareo :
– mpikambana Birao foibe FPMA am-perinâasa
– mpikambana Birao foibe FPMA teo aloha izay niara niasa taminy
– fiaraha-miasa ny Mpitandrina FPMA (FMM)
– tafo sy fiaraha-mivavaka FPMA
– solontena avy ao aminâny faritany sy sampana nasionaly iraisana
– solontena avy ao aminâny komity sy vaomiera isanâny ambaratonga avy
– solontena avy aminâny Fiangonana FJKM any an-tanindrazana
– zanaka am-piezalana FJKM Isotry Fitiavana
– Fiombonanâny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara (Frantsa)
Hoy ny teninâny ApĂŽstoly Masina hoe :
ââSatria tsy iza fa ianareo ihany koa no fanantenanay sy hafalianay ary satroboninahi-pandresena hireharehanay eo anatrehanâi Jesoa Tompontsika, aminâny andro hiaviany. Eny, voninahitray sy hafalianay tokoa ianareo ! ââ
(Diem : I TesalĂŽnisianina 2 : 19-20)