Fambolenkazo 2017 .
ANDAO HAMBOLY HAZO ISIKA FJKM ! 
Toerana : MAHEREZA , 12 Km miala eo amin’ny tsenan’ Alakamisy Fenoarivo miankavanana ;Daty :   Sabotsy 02 Desambra 2017
Isan’ny zanakazo ho volena : 12 000 fototraSaran-dà lana : 3000 ariary (mandroso sy miverina )Vidin-tsakafo : 2000 ariary (vary sy laoka)Toerana hiaingana : Sabotsy 02 Desambra 2017 , 6.30 mn , eo amin’ny vavahadiben’Imahamasina  .