Herinandro sambatra 2022
Perikopa
Perikopa
PERIKOPA FJKM
AN’NY TOMPO NY FANJAKANA Daty Teny vakiana isanandro 01 1 Sam 13.13-15 02 Rom 13.1-7 03 Mat22.15-22 04 Lio 17.20-30…
FJKM AMBATONAKANGA
FAMOAHANA KATEKISTA SY MPITORITENY ANDIANY « VOAOMANA » Hirotsaka hanatevin-daharana ireo zoky teo aloha ka hanatanteraka ny vinan’ny FJKM ao anatin’ny hazakazaka…
Andron’ny FITANTANANA SY FANANANA Nanamarika ny Andron’ny FiFa 2022 Tamin’ny Synoda Lehibe voalohany, ny taona 1968, dia efa nisy teto…
FANENTANANA SAMIHAFA «Fa hataoko ahoana no fijery ny loza hanjo ny fireneko » (Estera 8 : 6a) Ampitomboina amintsika rehetra anie ny…
FANOKANANA MPIANDRY VAOVAO Niatrika ny isan-kerintaonany teny amin’ny FJKM Malaza Gileada ny SAFIF SPAA11 (Sampana fifohazana Synodamparitany Antananarivo Atsimo), ny…
01 sy 02 Novambra 2022 Ny FJKM Analamahitsy, Synodamparitany Iarivo Avaradrano SP. 19 no nampiantrano ny Fihaonambe faharoan’ny Komity Foiben’ny…
FANDAHARANA IOMBONANA Miomana handray ny Tompo Alahady 20 Novambra 2022 Hiran’ny Antoko mpihira na feonjavamaneno Fiarahabana Apostolika Fisaorana sy fiderana…