Fantaro ny momba ny FIFA FJKM !
1-INONA MOA NO ATAO HOE « FIFA »?
FIFA =Fitantanana ny fananana dia iray aminâireo Komity natsanganâny Synoda Lehibe FJKM, mba hanamora ny fanatanterahana ny vinany.
2- TANTARANY
Lava dia lava ny tantara,fa indro kosa misy zavatra vitsivitsy ho tsongaina :
- TAONA 1968: SYNODA LEHIBE I
Nitsangana ny FJKM , ary napetraka taminâireo Mpiandraikitra Foibe ny fananganana ireo Vaomiera samihafa
- TAONA 1970: SYNODA LEHIBE II
Iray aminâireo vaomiera natsanganâny FJKM ny Vaomieran âny fananana, ary niova ho Komity Fitantanana ny Fananana taty aoriana, izay tendrenâny Mpiandraikitra Foibe mivantana, ireo mpikambana ao aminy.
- TAONA 1996 : SYNODA LEHIBE XIII
Tapaka fa hanangana SOCIETE IMMOBILIERE ny FJKM , hitantana ny fananany, tahaka ny efa nataonâireo fiangonana nipoiranâny FJKM (ny MPF ohatra,dia efa nanana izany SOCIETE IMMOBILIERE izany)
IZA AVY IREO FILOHA NIFANDIMBY ?
- RAKOTONIRINA CLAUDE
- RAJAON DAVID
- RAKOTONDRAMBONINA SOLOFO
- RAKOTOARISOA FELIX
TAONA 2016: SYNODA LEHIBE XVIII
Ireo Komitinâny FIFA Ankehitriny
- SEKRETERA JENERALY
- TONIANâNY DEPARTEMANTANâNY MPIASA SY NY VOLA
- RAKOTOARISOA Felix
- RAJAONARY Zo
- ANDRIANIRINA R. Vololona
- RAKOTONDRAMBONINA Solofo
- RASOLOFO Bernard
- RAKOTOARIMANANA Andriatsizehina
- RAKOTOMALALA Robert
- RAKOTONDRATSIMA Robinson
- RANDRIANASOLO Bodoarilanto
- RANDRIAMANANA Liva Falisoa
- RATOVONELIMANANA Denis
- ANDRIAMAMONJISOA Noro
- RANAIVO-HARISOA Rajerison
HAFATRA AVY AMINâNY KOMITY FIFAÂ
Ry Havana
Hampitombona mandrakariva aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy.
Ny Mpiandraikitra Foibe izay nivory taminâny volana Oktobra 2015, dia nanapakevitra fa ny Alahady faharoa aminâny volana Novambra dia natokana hitondrana am-bavaka ny Fitantanana ny Fananana , manerana ny sahanâny FJKMÂ .
Ny vina ny Komity dia ny hoe : « FANANANA VITA ARA-DALANA HANOMEZAM-BONINAHITRA AN’ANDRIAMANITRA SY HAMPANDROSOANA NY FIANGONANA. », ka mba hanatsarana hatrany ny fitantanana ny fanananâny FJKM. dia manana andraikitra ny Komity FIFA :hamantatra, hamita ara-dalĂ na ny fanoratana ny fananana ho aminâny anaranâny FJKM araka ny Foto-dalĂ na sy Fitsipika ary ny lalĂ m-panjakana , hiaro, hampamokatra ary hampitombo izany.
Koa izany indrindra no hiantsoana sy hanentanana antsika rehetra mba hifanohana am-bavaka sy hifanome tanana, ka hanatsara hatrany ny fitantanana ny fanananâny Fiangonana isanâAmbaratongan-drafitra : Fitandremana, Synodamparitany, sy ireo sampana, sampanasa ary asa.
Hamporisihana isika hanangana ny Vaomieranâny Fananana.
Ny dinika na fanazavana ilaintsika aminâizany dia azonao atao ny manatona ao aminâny Foibe FJKM Trano Ifanomezantsoa Analakely, rihana faha 6, varavarana 601.
Misaotra anareo sahady aminâny rakitra sy ny fanohanana izay atolotrareo , izay haterina mivantana ao aminâny Foibe FJKM varavaravana 208, na arotsaka ao aminâny kaonty FJKM/FFF 00009 05020 1 100111011 3 48 BOA « B »  Antaninarenina, na koa  atambatratreo any aminâny Synodamparitany izay handrotsaka izany aty aminâny Foibe.
Manao veloma finaritra ombam-pitahianâny Tompo ary misaotra sahady ny aminâizay hataonareo
âKoa aminâizany miambena ianareo, fa tsy fantatrareo na ny andro na ny ora, â (Mat 25:13).
Aminâny anaranâny Komity FIFA
Ny Filoha   : RAKOTOARISOA Felix
Ny Tale   : RAKOTONDRABE ANDRIANAHARIJAONA Ndrianja ,Mpitandrina
tale.fifa1@gmail.com na 033 37 991 38
Â
Â
Â
Â
Â
Â
Â
Â
Â
Â
Â
Â
Â
Â
Â
Â
Â
Â
Â
Â
Â
Â
Â
Â