AFIFAB / Pyl么ne Radio Fahazavana
FANASANA聽

Fifaliana ho an’ny FOIBE FJKM , ny Sekretera Jeneraly, ny AFIFAB ny manasa聽 antsika amin’ny Fanompoampivavahana ho fisaorana an’ Andriamanitra聽 noho ny fananganana聽 Pyl么ne Radio Fahazavana ,
聽Zoma 15 Desambra 2017
amin’ny 10 ora maraina
Chapelle Ambohibe Ilafy Fitahiana .
Manantena ny fahatongavantsika maro .
芦聽Hianareo聽 no fahazavan’izao tontolo izao 聽禄 Mat 5.14