LOHAHEVITRA PERIKOPA 2019.

L

JAN MAHATAHOTRA  ANDRIAMANITRA  TOMPO
FEBROARY MITONDRA TENY SOA MAHAFALY
MARTSA MANAMASINA FIAINANA HO AN’NY TOMPO
APRILY HAZONY NY FAMONJEN’NY TOMPO
MEY MANANA  FAHAMARINANA  EO ANATREHAN’ NY TOMPO
JIONA METEZA  HOFENOINA NY  FANAHY
 JOLAY MANATRIKA NY MINO NY TOMPO
AOGOSITRA MIADIA NY ADY TSARAN’NY  FINOANA
SEPTAMBRA MANOMPOA NY TOMPO AMIN’NY FAHAMASINANA
OKTOBRA MANIRIA NY HAMINANY
NOVAMBRA HO AVY AMIN’NY HERINY NY TOMPO
DESAMBRA IAINO NY FIADANAN’NY TOMPO

Perikopa 2021/2022

Desambra: MINOA NY FIFALIANA AO AMIN'NY TOMPO

| | 05. Advento II
ISam. 2. 1 - 5/ Lio. 1. 18- 25/ Fil. 4. 4 - 9

| | 12. Advento III - Sampana Sekoly Alahady
Oha. 23. 12 - 18/ Lio. 1. 39- 45/ 2Jao. 1. 1 - 6

| | 19. Advento IV
Isa. 12. 1 - 6/ Lio. 1. 57- 66/ ITes. 3. 6 - 13

| | 25. Krismasy
Zak. 8. 18 - 23/ Lio. 2. 8- 14/ Rom. 1. 1 - 7

FJKM Fahazavana

FJKM ANKADIKELY ILAFY