• FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Synodamparitany
      • Adiresy Samihafa
      • Vaovao Farany
    • Sampana & Sampan’asa
      • Sampana
      • Sampan’asa
      • Asa
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Mofon’aina
  • Perikopa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Hafatry ny Filoha

  • Hafatry ny Filoha

Hafatry ny Filoha/Des 2022

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Fa hifarana ny taona Ka fotoana mety izao Hitodihana ny lasa Ny amin’ny asa izay…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa, Vaovao farany

Hafatry ny MF/ 03 SL XIX

HAFATRY NY MPIANDRAIKITRA FOIBE, MF 03 SL XIXCFD Ampandrana: 12 – 19 Oktobra 2022 Ry Havana malala,Hampitomboina ho anareo anie…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa

Hafatry ny Filoha / Okt 22

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Averintsika hatrany izany Fa antsoantso fanentanana Izay tsy mbola lefy laza. Satria dia misy, tena…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa

Hafatry ny Filoha / Okt 22

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Ka aza reraka mivavaka Ho an’ny asa marobe Efa vitantsika hatreto: Ao ireny vondron’olona -Vitsivitsy…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa

Hafatry ny Filoha/ Aog 22

VONTOSY FILAZANTSARANY NOSY MADAGASIKARA ! K’aza reraka manofana,aza ketraka miofana!Fa mila olona voatefyMahalala izay hatao‘ty vina lehibe ity!Ary any am-piofananaDia ataovy…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa

Hafatry ny Filoha /Jolay 2022

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Rehefa injay ianao manaiky Hino marina ny Tompo Ka hiova tompo anio, ka i Jesoa…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa, Vaovao farany

Hafatry ny Filoha / Jona 2022

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Dia hahita masoandro Ny ankizy rehetrarehetra Fa hahatsiaro ho tena tiana Ireny zaza maro ireny.…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa, Vaovao farany

Hafatra Pentekosta 2022

HAFATRA PENTEKOSTA 2022 « NY FANAHY MASINA DIA FANAHY … MASINA : MIVERENA AMIN’NY FAHAMASINANA ! » Ry havana malala, Miarahaba antsika rehetra nomen’Andriamanitra…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa, Vaovao farany

Hafatry ny MF 02 SL XIX

Hafatra

Hafatry ny Filoha, Vaovao farany

Hafatra Paska 2022

MANDRESY I JESOA : MANDRESY ISIKA ! “Fa isaorana anie Andriamanitra, Izay manome antsika ny fandresena amin’ny alalan’i Jesosy KristyTompontsika” (I…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa, Vaovao farany
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
  • 6
  • …
  • 15
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • EZAKA TOLO-TANANA
    Alatsinainy, faha 23 Febroary 2026
  • Fanamarihana ny ANDRON’NY VEHIVAVY 2026
    Talata, faha 17 Febroary 2026
  • FANDAMINANA AMIN’NY EZAKA TOLOTANANA
    Zoma, faha 13 Febroary 2026
  • FANOMPOAM-PIVAVAHANA : 18 Janoary 2026
    Alatsinainy, faha 02 Febroary 2026
  • Fanokafana ny Fambolen-Kazo FJKM – Taona 2026
    Alahady, faha 01 Febroary 2026
  • Foibe FJKM : Hiatrika ny taom-piasana 2026
    Talata, faha 06 Janoary 2026
  • Synodamparitany Vato Fehizoro Ampitandranomasina (37)
    Alatsinainy, faha 01 Desambra 2025
  • Fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-40 taona maha Mpitandrina an’Andriamatoa RASENDRAHASINA Lala Haja mivady – Filohan’ny FJKM teo aloha
    Talata, faha 18 Novambra 2025
  • Mpiandraikitra Foibe
    Alakamisy, faha 16 Oktobra 2025
  • FANAMBARANA
    Alahady, faha 12 Oktobra 2025
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.