• FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Synodamparitany
      • Adiresy Samihafa
      • Vaovao Farany
    • Sampana & Sampan’asa
      • Sampana
      • Sampan’asa
      • Asa
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Mofon’aina
  • Perikopa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Hafatry ny Filoha

  • Hafatry ny Filoha

Hafatry ny MF FJKM / Aprily 2018.

   HAFATRY NY MPIANDRAIKITRA FOIBE, MF 04/ SL XVIII CFD Ampandrana 18 -25 Aprily 2018 Ry Havana, Hampitomboina ho anareo anie…

arsiva, Hafatry ny Filoha, Tahiry, Tongasoa

Hafatry ny MF / Firenena

FANAMBARANA Ny Mpiandraikitra Foibe FJKM, izay mivory ara-potoana ankehitriny (18-25 Aprily 2018) eto  Antananarivo, dia manao izao fanambarana izao amin’ny…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa

Hafatra PASKA 2018.

  PASKA FIOVAM-PO! Ry Havana Malala, “Finaritra! Ho aminareo anie ny fiadanana!”, hoy I JESOA KRISTY nitsangana tamin’ny maty, Izy…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa

Hafatry ny Filoha / « Efa nibebaka aho »

  « Efa nibebaka aho! » Hafatra tamin’ny fihaonan’ny Birao Foibe FJKM tamin’ireo zanaky ny fiangonana teny amin’ny FJKM Andrainarivo Fahasoavana ny…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa

Hafatry ny Filoha / Martsa II

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA! Na dia tena sarotra aza, toy ny ady tsy sahaza, izato ady atrehina eto mafy…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa

Hafatry ny Filoha / Martsa 2018.

Vontosy Filazantsara ny Nosy Madagasikara! Ry Fiangonana ô, meteza, mijoroa sy mahereza! ‘Ndeha efao Ny iraka nomena anao Fa ianao…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa

Hafatry ny Filoha Feb 18 / Soraty ny tantara

Vontosy Filazantsara Ny Nosy Madagasikara ! Andeha soraty ny Tantara Na ho ratsy na ho tsara, safidinao irery izany saingy…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa

Hafatry ny Filoha / Janoary 2018.

HAFATRA  FOLO  1-Ivelomy ny Taon-jobily 2-Karakarao ny Tantara 3-Tohizo ny Tafika masina 4-Mazotoa amin’ny Soratra masina 5-Tongava manatrika Ankatoka 6-Tsarovy…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa

Hafatry ny Filoha / Taombaovao 2018

“Avelao ihany izy amin’ity taona ity … hasiako zezika; angamba mbola hamoa izy; fa raha tsy misy izany, dia hokapainao ihany” (Lio.13:…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa

Hafatry ny Filoha / Faran’ny taona 2017.

HAFATRA FARAN’NY TAONA «  Mampianara anay hanisa ny andronay Hahazoanay fo hendry » (Sal.90.12) Fo hendry mahalalafa mandalo sy miserana’reo zava-maro…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa
  • 1
  • …
  • 10
  • 11
  • 12
  • 13
  • 14
  • 15
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • EZAKA TOLO-TANANA
    Alatsinainy, faha 23 Febroary 2026
  • Fanamarihana ny ANDRON’NY VEHIVAVY 2026
    Talata, faha 17 Febroary 2026
  • FANDAMINANA AMIN’NY EZAKA TOLOTANANA
    Zoma, faha 13 Febroary 2026
  • FANOMPOAM-PIVAVAHANA : 18 Janoary 2026
    Alatsinainy, faha 02 Febroary 2026
  • Fanokafana ny Fambolen-Kazo FJKM – Taona 2026
    Alahady, faha 01 Febroary 2026
  • Foibe FJKM : Hiatrika ny taom-piasana 2026
    Talata, faha 06 Janoary 2026
  • Synodamparitany Vato Fehizoro Ampitandranomasina (37)
    Alatsinainy, faha 01 Desambra 2025
  • Fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-40 taona maha Mpitandrina an’Andriamatoa RASENDRAHASINA Lala Haja mivady – Filohan’ny FJKM teo aloha
    Talata, faha 18 Novambra 2025
  • Mpiandraikitra Foibe
    Alakamisy, faha 16 Oktobra 2025
  • FANAMBARANA
    Alahady, faha 12 Oktobra 2025
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.